Psalm 8 8 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ry Yaveh Andriamanitray, endrey ny hatsaran'ny anaranao eo amin'ny tany rehetra, Ianao izay maneho ny voninahitrao eny amin'ny lanitra ambony. BSB BSB: For the choirmaster. According to Gittith. A Psalm of David. O LORD, our Lord, how majestic is Your name in all the earth! You have set Your glory above the heavens.
2 ULB Avy amin'ny vavan'ny zazakely sy ny ankizy no efa namoronanao fiderana noho ny amin'ireo fahavalonao, mba hampanginana ny fahavalo sy ny mpamaly faty BSB BSB: From the mouths of children and infants You have ordained praise on account of Your adversaries, to silence the enemy and avenger.
4 ULB inona moa ny olona no ahatsiarovana azy, na ny olombelona no hirarahianao azy ireo? BSB BSB: what is man that You are mindful of him, or the son of man that You care for him?
5 ULB kanefa nataonao ambany kely noho zava-manan'aina eny any an-danitra izy ireo ary nampisatrohinao voninahitra sy haja. BSB BSB: You made him a little lower than the angels; You crowned him with glory and honor.
6 ULB Ataonao mpanapaka eo amin'ireo asa-tananao izy; nataonao eo ambany tongony ny zavatra rehetra: BSB BSB: You made him ruler of the works of Your hands; You have placed everything under his feet:
7 ULB ny ondry aman'osy sy ny omby, ary izay biby rehetra ao amin'ny saha, BSB BSB: all sheep and oxen, and even the beasts of the field,
8 ULB ireo vorona eny amin'ny habakabaka, sy ireo trondro any an-dranomasina, ny zavatra rehetra izay mandalo eo amin'ny lalan-dranomasina. BSB BSB: the birds of the air and the fish of the sea, all that swim the paths of the seas.
9 ULB Ry Yaveh Tomponay, endrey ny hatsaran'ny anaranao eo amin'ny tany rehetra! BSB BSB: O LORD, our Lord, how majestic is Your name in all the earth!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 8 What the commentators say on Psalm 8 Would life on other planets disprove Christianity?
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 8, and keep Opened free for readers who can’t pay.