Psalm 101 101 Psalms Book 4 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Salamo nataon'i Davida. Hihira ny fanekena mahatoky sy fahamarinana aho; ho Anao, ry Yaveh, hihira fiderana aho. BSB BSB: A Psalm of David. I will sing of Your loving devotion and justice; to You, O LORD, I will sing praises.
2 ULB Handeha amin'ny lala-marina aho. endrey, rahoviana no ho tonga eto amiko Ianao? Andeha amin'ny fahitsiana ao an-tranoko aho. BSB BSB: I will ponder the way that is blameless—when will You come to me? I will walk in my house with integrity of heart.
3 ULB Tsy hanisy fahadisoana anoloan'ny masoko aho; mankahala ny ratsy tsy mendrika aho; ary tsy hifikitra amiko izany. BSB BSB: I will set no worthless thing before my eyes. I hate the work of those who fall away; it shall not cling to me.
4 ULB Handao ahy ny mpamadika; tsy hankasitraka ny ratsy aho. BSB BSB: A perverse heart shall depart from me; I will know nothing of evil.
5 ULB Ho potehiko izay rehetra manendrikendrika mangingina ny namany. Tsy handefitra ny olona izay manana fihetsika mieboebo sy toe-tsaina miavonavona aho. BSB BSB: Whoever slanders his neighbor in secret, I will put to silence; the one with haughty eyes and a proud heart, I will not endure.
6 ULB Hijery ny olo-mahatoky eo amin'ny tany aho mba hipetraka eo anilako. Izay mandeha amin'ny lala-marina no mahazo manompo ahy. BSB BSB: My eyes favor the faithful of the land, that they may dwell with me; he who walks in the way of integrity shall minister to me.
7 ULB Tsy hitoetra ao an-tranoko ny olona mpamitaka; tsy ho tongasoa eo anoloan'ny masoko ny mpandainga. BSB BSB: No one who practices deceit shall dwell in my house; no one who tells lies shall stand in my presence.
8 ULB Isa-maraina isa-maraina no hamotehako ny ratsy fanahy rehetra amin'ny tany; hesoriko avy ao amin'ny tanànan'i Yaveh ny mpanao ratsy rehetra. BSB BSB: Every morning I will remove all the wicked of the land, that I may cut off every evildoer from the city of the LORD.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 101
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 101, and keep Opened free for readers who can’t pay.