1 ULB Henoy ny fivavako, ry Yaveh; henoy ny tarainako Aminao. BSB BSB: A prayer of one who is afflicted, when he grows faint and pours out his lament before the LORD. Hear my prayer, O LORD; let my cry for help come before You.
2 ULB Aza afenina amiko amin'ny androm-pahoriako ny tavanao. Henoy aho. Raha miantso Anao aho, dia valio faingana re. BSB BSB: Do not hide Your face from me in my day of distress. Incline Your ear to me; answer me quickly when I call.
3 ULB Mandalo tahaka ny setroka ny androko, ary mandoro tahaka ny afo ny taolako. BSB BSB: For my days vanish like smoke, and my bones burn like glowing embers.
4 ULB Torotoro ny foko, ary tahaka ny ahitra malazo aho. Adinoko ny mihinan-kanina BSB BSB: My heart is afflicted, and withered like grass; I even forget to eat my bread.
5 ULB Noho ny fisentoko mandrakariva, dia niova ho nahia fatratra aho. BSB BSB: Through my loud groaning my skin hangs on my bones.
6 ULB Tahaka ny sama any an'efitra aho; niova ho tahaka ny vorondolo any an-tanàna haolo. BSB BSB: I am like a desert owl, like an owl among the ruins.
7 ULB Tsy mahita tory tahaka ny vorona mandeha irery aho; irery ao an-tampon-trano. BSB BSB: I lie awake; I am like a lone bird on a housetop.
8 ULB Miteny ratsy ahy ireo fahavaloko isan'andro lava izao; ireo mpaneso ahy mampiasa ny anarako ho fanozonana. BSB BSB: All day long my enemies taunt me; they ridicule me and curse me.
9 ULB Mihinana lavenona tahaka ny mofo aho ary mampifangaro ny zava-pisotroko amin'ny ranomaso. BSB BSB: For I have eaten ashes like bread and mixed my drink with tears
10 ULB Noho ny haviniran'ny fahatezeranao, no nanandratanao ahy mba handavoana ahy. BSB BSB: because of Your indignation and wrath, for You have picked me up and cast me aside.
11 ULB Tahaka ny aloka malazo ny androko; ary nalazo tahaka ny ahitra aho. BSB BSB: My days are like lengthening shadows, and I wither away like grass.
12 ULB Nefa, Ianao, ry Yaveh, dia velona mandrakizay, ary ho an'ireo taranaka rehetra ny lazanao. BSB BSB: But You, O LORD, sit enthroned forever; Your renown endures to all generations.
13 ULB Hitsangana Ianao ka hamindra fo amin'i Ziona. Izao no fotoana hamindrana fo aminy; tonga ny fotoana voatondro. BSB BSB: You will rise up and have compassion on Zion, for it is time to show her favor—the appointed time has come.
14 ULB Fa ireo mpanomponao dia mitàna ireo vato malalany ary mangoraka ny vovoky ny faharinganany. BSB BSB: For Your servants delight in her stones and take pity on her dust.
15 ULB Hanaja ny anaranao ireo firenena, ry Yaveh, ary hanandratra ny voninahitrao ny mpanjakan'ny tany rehetra. BSB BSB: So the nations will fear the name of the LORD, and all the kings of the earth will fear Your glory.
16 ULB Hanamboatra an'i Ziona indray Yaveh ka hiseho ao amin'ny voninahiny. BSB BSB: For the LORD will rebuild Zion; He has appeared in His glory.
17 ULB Amin'izany fotoana izany, dia hamaly ny fivavaky ny mahantra izy; tsy handà ny vavak'izy ireo Izy. BSB BSB: He will turn toward the prayer of the destitute; He will not despise their prayer.
18 ULB Hosoratana ho an'ireo taranaka ho avy izany, ary ny olona tsy mbola teraka dia hidera an'i Yaveh. BSB BSB: Let this be written for the generation to come, so that a people not yet created may praise the LORD.
19 ULB Fa efa niondrika nijery avy any amin'ny avony masina Izy; avy any an-danitra Yaveh no mitazana ny tany, BSB BSB: For He looked down from the heights of His sanctuary; the LORD gazed out from heaven to earth
20 ULB mba handre ny fisenton'ireo gadra, mba hamotsotra ireo izay voaheloka ho faty. BSB BSB: to hear a prisoner’s groaning, to release those condemned to death,
21 ULB Dia hanambara ny anaran'i Yaveh any Ziona sy any Jerosalema ny olona BSB BSB: that they may proclaim the name of the LORD in Zion and praise Him in Jerusalem,
22 ULB rehefa miara-miangona mba hanompo an'i Yaveh ireo vahoaka sy ireo fanjakana. BSB BSB: when peoples and kingdoms assemble to serve the LORD.
23 ULB Efa nesoriny tamiko teo an'ivon'ny fiainako ny heriko. Nafoheziny ny androko. BSB BSB: He has broken my strength on the way; He has cut short my days.
24 ULB Hoy aho hoe: "Andriamanitro o, aza esorina eo an'ivon'ny fiainako aho; fa eo manerana ny taranaka rehetra Ianao. BSB BSB: I say: “O my God, do not take me in the midst of my days! Your years go on through all generations.
26 ULB Ho levona ireo, fa Ianao hitoetra; hiha-antitra tahaka ny fitafiana avokoa ireo; tahaka ny akanjo, ho esorinao ireo, ka hanjavona. BSB BSB: They will perish, but You remain; they will all wear out like a garment. Like clothing You will change them, and they will be passed on.
27 ULB Nefa Ianao tsy miova, ary tsy hanam-piafarana ny taonanao. BSB BSB: But You remain the same, and Your years will never end.
28 ULB Ny zanak'ireo mpanomponao ho velona, ary ho velona eo amin'ny fanatrehanao ny taranak'izy ireo." BSB BSB: The children of Your servants will dwell securely, and their descendants will be established before You.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.