1 ULB Hidera an'i Yaveh aho amin'ny fiainako rehetra, sy izay rehetra ato anatiko, hidera ny anarany masina aho. BSB BSB: Of David. Bless the LORD, O my soul; all that is within me, bless His holy name.
2 ULB Hidera an'i Yaveh amin'ny fiainako rehetra aho, ary hahatsiaro ireo asany soa rehetra. BSB BSB: Bless the LORD, O my soul, and do not forget all His kind deeds—
3 ULB Mamela ny helokao rehetra Izy; manasitrana ny aretinao rehetra Izy. BSB BSB: He who forgives all your iniquities and heals all your diseases,
4 ULB Manavotra ny ainao amin'ny faharavana Izy; manarona fanekena mahatoky anao Izy ary mamindra fo tokoa. BSB BSB: who redeems your life from the Pit and crowns you with loving devotion and compassion,
5 ULB Manao izay mahafa-po ny fiainanao amin'ny zava-tsoa Izy mba ho vao tahaka ny voromahery indray ny fahatanoranao. BSB BSB: who satisfies you with good things, so that your youth is renewed like the eagle’s.
6 ULB Manao izay rariny Yaveh ary manao ny asan'ny fahamarinana ho an'ny ory rehetra. BSB BSB: The LORD executes righteousness and justice for all the oppressed.
7 ULB Nampahafantariny an'i Mosesy ny lalany, ary tamin'ny taranak'Israely ireo asany. BSB BSB: He made known His ways to Moses, His deeds to the people of Israel.
8 ULB Mamindra fo sy miantra Yaveh; mahari-po; sady be famindra-po. BSB BSB: The LORD is compassionate and gracious, slow to anger, abounding in loving devotion.
9 ULB Tsy hanafay mandrakariva Izy; ary tsy tezitra mandrakariva. BSB BSB: He will not always accuse us, nor harbor His anger forever.
10 ULB Tsy manao antsika araka izay mendrika ny fahotatsika Izy na mamaly antsika araka izay takian'ny otantsika. BSB BSB: He has not dealt with us according to our sins or repaid us according to our iniquities.
11 ULB Tahaka ny haavon'ny lanitra ambonin'ny tany, no haben'ny famindra-pony amin'ireo izay manome voninahitra Azy. BSB BSB: For as high as the heavens are above the earth, so great is His loving devotion for those who fear Him.
12 ULB Tahaka ny halaran'ny atsinanana amin'ny andrefana, dia izany no halaviran'ny hanesorany ny heloky ny fahotantsika amintsika. BSB BSB: As far as the east is from the west, so far has He removed our transgressions from us.
13 ULB Tahaka ny ray mangoraka ny zanany, no angorahan'i Yaveh ireo izay manome voninahitra Azy BSB BSB: As a father has compassion on his children, so the LORD has compassion on those who fear Him.
14 ULB Fa fantany ny nanaovany antsika; fantany fa vovoka isika. BSB BSB: For He knows our frame; He is mindful that we are dust.
15 ULB Raha ny amin'ny olona, dia tahaka ny ahitra ny androny; maniry tahaka ny voninkazo any an-tsaha izy. BSB BSB: As for man, his days are like grass—he blooms like a flower of the field;
16 ULB Tsofin'ny rivotra izany, ka manjavona, ary tsy misy na iza na iza afaka milaza hoe taiza no nanirian'izany taloha. BSB BSB: when the wind passes over, it vanishes, and its place remembers it no more.
17 ULB Nefa ny famindram-pon'i Yaveh dia avy amin'ny maharitra mandrakizay hatramin'ny maharitra mandrakizay ho an'ireo izay manome voninahitra Azy. Mihitatra any amin'ny taranak'izy ireo ny fahamarinany. BSB BSB: But from everlasting to everlasting the loving devotion of the LORD extends to those who fear Him, and His righteousness to their children’s children—
18 ULB Mitandrina ny fanekeny sy mahatsiaro ny fankatoavana ireo fampianarany izy ireo. BSB BSB: to those who keep His covenant and remember to obey His precepts.
19 ULB Efa nampitoetra ny seza fiandrianany any an-danitra Yaveh, ary manjaka amin'ny olona rehetra ny fanjakany. BSB BSB: The LORD has established His throne in heaven, and His kingdom rules over all.
20 ULB Miderà an'i Yaveh, ianareo anjeliny, ianareo maheriny izay matanjaka sy manao ny teniny, ary mankatò ny feon'ny teniny. BSB BSB: Bless the LORD, all His angels mighty in strength who carry out His word, who hearken to the voice of His command.
21 ULB Miderà an'i Yaveh, ry miaramilany rehetra, ianareo mpanompony izay manatanteraka ny sitra-pony. BSB BSB: Bless the LORD, all His hosts, you servants who do His will.
22 ULB Miderà an'i Yaveh, ry zava-boahariny rehetra, any amin'ny toerana rehetra izay anjakany. Hidera an'i Yaveh amin'ny fiainako rehetra aho. BSB BSB: Bless the LORD, all His works in all places of His dominion. Bless the LORD, O my soul!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.