Psalm 113 113 Psalms Book 5 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Miderà an'i Yaveh. Miderà Azy, ianareo mpanompon'i Yaveh; derao ny anaran'i Yaveh. BSB BSB: Hallelujah! Give praise, O servants of the LORD; praise the name of the LORD.
2 ULB Isaorana anie ny anaran'i Yaveh, ankehitriny ka ho mandrakizay mandrakizay. BSB BSB: Blessed be the name of the LORD both now and forevermore.
3 ULB Hatrany amin'ny fiposahan'ny masoandro ka hatramin'ny fodiany, tokony hoderaina ny Anaran'i Yaveh. BSB BSB: From where the sun rises to where it sets, the name of the LORD is praised.
4 ULB Asandratra ambonin'ny firenena rehetra Yaveh, ary ny voninahiny mipàka mihoatra ny lanitra. BSB BSB: The LORD is exalted over all the nations, His glory above the heavens.
5 ULB Iza no tahaka an'i Yaveh Andriamanitsika, izay mipetraka eny amin'ny avo, BSB BSB: Who is like the LORD our God, the One enthroned on high?
6 ULB izay mijery midina eny amin'ny lanitra sy ety an-tany? BSB BSB: He humbles Himself to behold the heavens and the earth.
7 ULB Manandratra ny mahantra hiala amin'ny loto Izy ary manangana ireo fadiranovana amin'ny antontan-davenona, BSB BSB: He raises the poor from the dust and lifts the needy from the dump
8 ULB mba hahafahany mametraka azy miaraka amin'ireo andriana, miaraka amin'ireo andrian'ny vahoakany. BSB BSB: to seat them with nobles, with the princes of His people.
9 ULB Hanome trano fonenana ho an'ny vehivavy momba Izy, manao azy ho renin-jaza falifaly Izy. Miderà an'i Yaveh! BSB BSB: He settles the barren woman in her home as a joyful mother to her children. Hallelujah!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 113
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 113, and keep Opened free for readers who can’t pay.