Psalm 114 114 Psalms Book 5 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Rehefa nandao an'i Egypta ny Israely, ny taranak'i Jakoba avy any amin'izany vahoaka vahiny izany, BSB BSB: When Israel departed from Egypt, the house of Jacob from a people of foreign tongue,
2 ULB dia tonga fitoerany masina i Joda, ary fanjakany i Israely. BSB BSB: Judah became God’s sanctuary, Israel His dominion.
3 ULB Nijery ny ranomasina ka nandositra; niverina ny Jordana. BSB BSB: The sea observed and fled; the Jordan turned back;
4 ULB Nifalihavanja toy ny ondrilahy ireo tendrombohitra, ireo havoana nifalihavanja tahaka ireo zanak'ondry. BSB BSB: the mountains skipped like rams, the hills like lambs.
5 ULB Nahoana no nandositra ianao, ry ranomasina? Ry Jordana, nahoana ianao no niverina? BSB BSB: Why was it, O sea, that you fled, O Jordan, that you turned back,
6 ULB Ry tendrombohitra, nahoana ianareo no nifalihavanja tahaka ny ondrilahy? Ianareo havoana kely, nahoana ianareo no nifalihavanja tahaka ny zanak'ondry? BSB BSB: O mountains, that you skipped like rams, O hills, like lambs?
7 ULB Mangovita, ry tany, manoloana ny Tompo, amin'ny fanatrehan'Andriamanitr'i Jakoba. BSB BSB: Tremble, O earth, at the presence of the Lord, at the presence of the God of Jacob,
8 ULB Mamadika ny vatolampy ho dobon-drano Izy, ny vatolampy mafy ho loharano. BSB BSB: who turned the rock into a pool, the flint into a fountain of water!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 114
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 114, and keep Opened free for readers who can’t pay.