2 ULB Nahoana ireo firenena no miteny hoe: "Aiza ny Andriamanitr'izy ireo?" BSB BSB: Why should the nations say, “Where is their God?”
3 ULB Ny Andriamanitray any an-danitra any, manao izay rehetra tiany atao. BSB BSB: Our God is in heaven; He does as He pleases.
5 ULB Manam-bava ireo sampy ireo, fa tsy miteny; mana-maso izy ireo, fa tsy mahita; BSB BSB: They have mouths, but cannot speak; they have eyes, but cannot see;
6 ULB manan-tsofina izy ireo, fa tsy mandre; manan'orona izy ireo, fa tsy manimbolo. BSB BSB: they have ears, but cannot hear; they have noses, but cannot smell;
7 ULB Ireo sampy ireo manan-tanana, fa tsy mahatsapa; manan-tongotra izy ireo, fa tsy afaka mandeha; na dia ny miteny amin'ny vavany aza. BSB BSB: they have hands, but cannot feel; they have feet, but cannot walk; they cannot even clear their throats.
8 ULB Ireo izay nanao azy ireo dia mitovy aminy, tahaka izay rehetra mitoky aminy. BSB BSB: Those who make them become like them, as do all who trust in them.
9 ULB Ry Israely, matokia an'i Yaveh; Izy no famonjenao sy ampinganao. BSB BSB: O Israel, trust in the LORD! He is their help and shield.
10 ULB Ry taranak'i Arona, matokia an'i Yaveh; Izy no famonjenao sy ampinganao. BSB BSB: O house of Aaron, trust in the LORD! He is their help and shield.
11 ULB Ianao izay manome voninahitra an'i Yaveh, matokia Azy; Izy no famonjenao sy ampinganao. BSB BSB: You who fear the LORD, trust in the LORD! He is their help and shield.
12 ULB Yaveh mahatsiaro ka hitahy antsika; hitahy ny fianakavian'Israely Izy; ary hitahy ny fianakavian'i Arona. BSB BSB: The LORD is mindful of us; He will bless us. He will bless the house of Israel; He will bless the house of Aaron;
13 ULB Hitahy izay manome voninahitra Azy Izy; na tanora na antitra. BSB BSB: He will bless those who fear the LORD—small and great alike.
14 ULB Aoka Yaveh hampitombo isa anareo hatrany hatrany, ny anao sy ny an'ireo taranakao. BSB BSB: May the LORD give you increase, both you and your children.
15 ULB Yaveh ilay nanao ny lanitra sy ny tany anie hitahy anao. BSB BSB: May you be blessed by the LORD, the Maker of heaven and earth.
16 ULB An'i Yaveh ny lanitra; fa ny tany nomeny ho an'ny olombelona. BSB BSB: The highest heavens belong to the LORD, but the earth He has given to mankind.
17 ULB Ny maty tsy mba midera an'i Yaveh, na izay midina any amin'ny mangingina tsy manao izany; BSB BSB: It is not the dead who praise the LORD, nor any who descend into silence.
18 ULB Fa hisaotra an'i Yaveh izahay anio ka ho mandrakizay. Miderà an'i Yaveh. BSB BSB: But it is we who will bless the LORD, both now and forevermore. Hallelujah!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.