1 ULB Tiako Yaveh satria mandre ny feoko sy ireo talahoko ho amin'ny famindram-po Izy. BSB BSB: I love the LORD, for He has heard my voice—my appeal for mercy.
2 ULB Satria nihaino ahy Izy, hiantso Azy aho raha mbola velona koa. BSB BSB: Because He has inclined His ear to me, I will call on Him as long as I live.
3 ULB Namatotra ahy ireo tadin'ny fahafatesana, ary ny fandriky ny Fiainan-tsy hita dia nanatrika ahy, nahatsiaro fangirifiriana sy alahelo aho. BSB BSB: The ropes of death entangled me; the anguish of Sheol overcame me; I was confronted by trouble and sorrow.
4 ULB Dia niantso ny anaran'i Yaveh aho nanao hoe: "Miangavy ry Yaveh, avoty ny aiko." BSB BSB: Then I called on the name of the LORD: “O LORD, deliver my soul!”
5 ULB Yaveh dia be famindram-po ary tsy mitanila; ny Andriamanitsika dia be fangoraham-po. BSB BSB: The LORD is gracious and righteous; our God is full of compassion.
6 ULB Yaveh dia miaro ny bado; nambaniana aho, ary namonjy ahy Izy. BSB BSB: The LORD preserves the simplehearted; I was helpless, and He saved me.
7 ULB Afaka miverina any amin'ny toerana fitsaharana ny fanahiko, satria Yaveh efa nanao soa tamiko. BSB BSB: Return to your rest, O my soul, for the LORD has been good to you.
8 ULB Fa Ianao nanavotra ny aiko tamin'ny fahafatesana, ny masoko tamin'ny ranomaso, ary ny tongotro tsy ho tafintohina. BSB BSB: For You have delivered my soul from death, my eyes from tears, my feet from stumbling.
9 ULB Hanompo an'i Yaveh any amin'ny tanin'ny velona aho. BSB BSB: I will walk before the LORD in the land of the living.
10 ULB Nino Azy aho, na rehefa niteny aza aho hoe: "Tena ory aho." BSB BSB: I believed, therefore I said, “I am greatly afflicted.”
11 ULB Niteny tsy amin-piheverana aho hoe: "Mpandainga ny olona rehetra." BSB BSB: In my alarm I said, “All men are liars!”
12 ULB Ahoana no ahafahako manefa an'i Yaveh ny hatsaram-panahiny rehetra tamiko? BSB BSB: How can I repay the LORD for all His goodness to me?
13 ULB Hatsangako ny kapoaky ny famonjena, ary antsoiko ny anaran'i Yaveh. BSB BSB: I will lift the cup of salvation and call on the name of the LORD.
14 ULB Ho tanterahiko ireo voadiko nataoko tamin'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakany rehetra. BSB BSB: I will fulfill my vows to the LORD in the presence of all His people.
15 ULB Sarobidy teo imason'i Yaveh ny fahafatesan'ireo olo-masiny. BSB BSB: Precious in the sight of the LORD is the death of His saints.
16 ULB Eny tokoa, ry Yaveh, mpanomponao aho; mpanomponao aho; zanaka lahin'ny mpanompo vavinao; nesorinao ireo fatotro. BSB BSB: Truly, O LORD, I am Your servant; I am Your servant, the son of Your maidservant; You have broken my bonds.
17 ULB Hanolotra ny sorom-pisaorana ho Anao aho ary hiantso ny anaran'i Yaveh. BSB BSB: I will offer to You a sacrifice of thanksgiving and call on the name of the LORD.
18 ULB Ho tanterahiko ireo voadiko tamin'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakany rehetra, BSB BSB: I will fulfill my vows to the LORD in the presence of all His people,
19 ULB teo an-tokontanin'ny tranon'i Yaveh, teo aminao, ry Jerosalema. Derao Yaveh. BSB BSB: in the courts of the LORD’s house, in your midst, O Jerusalem. Hallelujah!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.