Psalm 12 12 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Vonjeo, ry Yaveh, fa tsy misy intsony ny tsara fanahy; nanjavona ireo mahatoky. BSB BSB: For the choirmaster. According to Sheminith. A Psalm of David. Help, O LORD, for the godly are no more; the faithful have vanished from among men.
2 ULB Samy miteniteny foana amin'ny mpiara-monina amin'ny molotra mandoka sy fo miroaroa ny olona rehetra. BSB BSB: They lie to one another; they speak with flattering lips and a double heart.
3 ULB Ry Yaveh, aringano ireo molotra mpiatsaravelatsihy, ny lela rehetra samy hanambara ireo zava-marina. BSB BSB: May the LORD cut off all flattering lips and every boastful tongue.
4 ULB Ireo dia izay niteny hoe: "Ny lelanay no hampandresy anay. Raha miteny ny molotray, iza no afaka handidy eo aminay?" BSB BSB: They say, “With our tongues we will prevail. We own our lips—who can be our master?”
5 ULB Nohon'ny herisetra atao amin'ny ory, nohon'ny senton'ny mahantra, dia hitsangana Aho," hoy i Yaveh. Hanome filaminana izay irin'izy ireo fatratra aho." BSB BSB: “For the cause of the oppressed and for the groaning of the needy, I will now arise,” says the LORD. “I will bring safety to him who yearns.”
6 ULB Ireo tenin'i Yaveh dia teny madio, tahaka ny volafotsy voarendrika im-pito. BSB BSB: The words of the LORD are flawless, like silver refined in a furnace, like gold purified sevenfold.
7 ULB Ianao no Yaveh! Nitandrina azy ireo ianao. Miaro ny olona tsara fanahy amin'izao taranaka ratsy fanahy izao mandrakizay Ianao. BSB BSB: You, O LORD, will keep us; You will forever guard us from this generation.
8 ULB Mandeha na aiza na aiza ny ratsy rehefa misandratra amin'ny zanak'olombelona ny ratsy. BSB BSB: The wicked wander freely, and vileness is exalted among men.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 12
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 12, and keep Opened free for readers who can’t pay.