Psalm 13 13 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 2 ULB Mandra-pahoviana no tsy maintsy hatahorako sy hananako alahelo am-po isan'andro? Mandra-pahoviana no handresen'ny fahavaloko ahy? BSB BSB: How long must I wrestle in my soul, with sorrow in my heart each day? How long will my enemy dominate me?
3 ULB Jereo aho ary valio, ry Yaveh Andriamanitro! Omeo fahazavana ny masoko, fandrao renoky ny torimasom-pahafatesana aho. BSB BSB: Consider me and respond, O LORD my God. Give light to my eyes, lest I sleep in death,
4 ULB Ny fahavaloko aza avela hiteny hoe: "Efa nandresy azy aho," mba tsy hitenenan'ny fahavaloko hoe: "Efa nandresy teo amin'ny rafiko aho;" raha tsy izany, dia hifaly ireo fahavaloko rehefa lavo aho. BSB BSB: lest my enemy say, “I have overcome him,” and my foes rejoice when I fall.
5 ULB Fa efa akaiky ny tsy fivadiham-panekenao aho; mifaly amin'ny famonjenao ny foko. BSB BSB: But I have trusted in Your loving devotion; my heart will rejoice in Your salvation.
6 ULB Hihira ho an'i Yaveh aho satria tena nalala-tanana tamiko izy. BSB BSB: I will sing to the LORD, for He has been good to me.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 13 What the commentators say on Psalm 13 If God exists, why is he so hidden?
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 13, and keep Opened free for readers who can’t pay.