Psalm 14 14 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ny adala niteny anakam-po hoe: "Tsy misy Andriamanitra." Simba toetra izy ireo ary efa nanao heloka fahavetavetana; tsy misy na dia iray aza manao ny tsara. BSB BSB: For the choirmaster. Of David. The fool says in his heart, “There is no God.” They are corrupt; their acts are vile. There is no one who does good.
2 ULB Miondrika mijery ny zanak'olombelona avy eny amin'ny lanitra i Yaveh mba hizaha raha misy mahalala, sy mitady Azy. BSB BSB: The LORD looks down from heaven upon the sons of men to see if any understand, if any seek God.
3 ULB Samy efan nivily avokoa izy rehetra. Samy simba toetra avokoa. Tsy misy manao ny tsara, tsia, na iray aza. BSB BSB: All have turned away, they have together become corrupt; there is no one who does good, not even one.
4 ULB Tsy mahafantatra na inona na inona ve izy ireo, ireo izay manota, ireo izay mihinana ny oloko tahaka ny fihinanany mofo, kanefa tsy miantso an'i Yaveh? BSB BSB: Will the workers of iniquity never learn? They devour my people like bread; they refuse to call upon the LORD.
5 ULB Tora-kovitry ny tahotra izy ireo, satria Andriamanitra dia momba ny fiangonana marina! BSB BSB: There they are, overwhelmed with dread, for God is in the company of the righteous.
6 ULB Maniry ny hanala baraka ny olona mahantra ianao na dia i Yaveh aza no fialofany. BSB BSB: You sinners frustrate the plans of the oppressed, yet the LORD is their shelter.
7 ULB Endrey, izany famonjena ny Israely izany dia ho avy any Ziona! Raha mitondra ny vahoakany avy any amin'ny fahababoana i Yaveh, dia ho ravo i Jakoba ary ho faly ny Israely rehetra! BSB BSB: Oh, that the salvation of Israel would come from Zion! When the LORD restores His captive people, let Jacob rejoice, let Israel be glad!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 14
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 14, and keep Opened free for readers who can’t pay.