Psalm 15 15 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ry Yaveh, iza moa no afaka hijanona ao amin'ny tabernakelinao? Iza no afaka honina eo an-tendrombohitrao masina? BSB BSB: A Psalm of David. O LORD, who may abide in Your tent? Who may dwell on Your holy mountain?
2 ULB Dia ireo rehetra mandeha tsy misy tsiny, manao izay marina, ary miteny ny marina amin'ny fony. BSB BSB: He who walks with integrity and practices righteousness, who speaks the truth from his heart,
3 ULB Tsy manendrikendrika amin'ny lelany izy, tsy manisy ratsy ny hafa izy, ary tsy maniratsira ny namany izy. BSB BSB: who has no slander on his tongue, who does no harm to his neighbor, who casts no scorn on his friend,
4 ULB Ny olon-tsy mendrika dia ho tsinontsinoavina eo imasony, fa hanome voninahitra ireo izay matahotra an'i Yaveh izy. Miniana amin'ireo fahavoazany ary tsy hamerina ireo fampanantenany izy. BSB BSB: who despises the vile but honors those who fear the LORD, who does not revise a costly oath,
5 ULB Tsy maka tombony izy rehefa mampisambo-bola. Tsy mandray kolikoly mba hijoroana vavolombelona hanoherana ny tsy manan-tsiny izy. Izy izay manao ireo zavatra ireo dia tsy ho voahozongozona mandrakizay. BSB BSB: who lends his money without interest and refuses a bribe against the innocent. He who does these things will never be shaken.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 15
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 15, and keep Opened free for readers who can’t pay.