Psalm 16 16 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Arovy aho, ry Yaveh, fa mialoka ao aminao aho. BSB BSB: A Miktam of David. Preserve me, O God, for in You I take refuge.
2 ULB Hoy aho tamin'i Yaveh hoe: "Ianao no Tompoko; tsy misy soa ananako ankoatra Anao. BSB BSB: I said to the LORD, “You are my Lord; apart from You I have no good thing.”
3 ULB Raha ny amin'ireo olo-masina eto an-tany, dia mendri-kaja izy ireo, ny fankasitrahako rehetra dia ho amin'izy ireo. BSB BSB: As for the saints in the land, they are the excellence in whom all my delight resides.
4 ULB Ho ampitomboina ny fahorian'ireo izay mitady andriamani-kafa. Tsy mba handraraka fanati-drà amin'ireo andriamanitr'izy ireo aho na hanandratra ny anaran'izy ireo amin'ny molotro. BSB BSB: Sorrows will multiply to those who chase other gods. I will not pour out their libations of blood, or speak their names with my lips.
5 ULB Ry Yave, Ianao no anjara voafidiko sy kapoakako. Ianao no mihazona ny anjarako. BSB BSB: The LORD is my chosen portion and my cup; You have made my lot secure.
6 ULB Eo amin'ireo tany mahafinaritra no misy ny voafaritra ho ahy; ahy tokoa ny lova tsara. BSB BSB: The lines of my boundary have fallen in pleasant places; surely my inheritance is delightful.
7 ULB Hisaotra an'i Yaveh, izay manoro hevitra ahy aho; eny na dia amin'ny alina aza dia mampianatra ahy ny saiko. BSB BSB: I will bless the LORD who counsels me; even at night my conscience instructs me.
8 ULB Hataoko eo anoloako mandrakariva i Yaveh, mba tsy ho voahozongozona eo an-tanan-kavanany aho! BSB BSB: I have set the LORD always before me. Because He is at my right hand, I will not be shaken.
9 ULB Noho izany dia faly ny foko; ravoravo ny fanahiko. Hiaina am-pilaminana tokoa aho. BSB BSB: Therefore my heart is glad and my tongue rejoices; my body also will dwell securely.
10 ULB Satria tsy hamela ny fanahiko ho any amin'ny Fiainan-tsy hita Ianao. Tsy hamela ilay mahatokinao hahita ny lavaka Ianao. BSB BSB: For You will not abandon my soul to Sheol, nor will You let Your Holy One see decay.
11 ULB Nampianarinao ahy ny lalan'ny fiainana; hafaliam-be ny eo anatrehanao; fahafinaretana ny mitoetra eo an-tanan-kavananao mandrakizay!" BSB BSB: You have made known to me the path of life; You will fill me with joy in Your presence, with eternal pleasures at Your right hand.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 16
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 16, and keep Opened free for readers who can’t pay.