1 ULB henoy ny antso vonjiko! Atongilano amin'ny fivavahako avy amin'ny molotra tsy misy fitaka ny sofinao. BSB BSB: A prayer of David. Hear, O LORD, my righteous plea; listen to my cry. Give ear to my prayer—it comes from lips free of deceit.
2 ULB Aoka ho avy eo anatrehanao ny fitsarana ahy; aoka ny masonao hijery ny rariny! BSB BSB: May my vindication come from Your presence; may Your eyes see what is right.
3 ULB Raha mizaha toetra ny foko Ianao, raha tonga amiko amin'ny alina Ianao, dia hanadino ahy Ianao ary tsy hahita fikasan-dratsy; tsy hanota ny vavako. BSB BSB: You have tried my heart; You have visited me in the night. You have tested me and found no evil; I have resolved not to sin with my mouth.
4 ULB Ny amin'ny asan'ny olona, dia tamin'ny tenin'ny molotrao no nitandremako ny tenako tamin'ny lalan'ny mpandika lalàna. BSB BSB: As for the deeds of men—by the word of Your lips I have avoided the ways of the violent.
5 ULB Ny diako dia mafy orina teo amin'ny lalanao, ary tsy solafaka ny tongotro. BSB BSB: My steps have held to Your paths; my feet have not slipped.
6 ULB Miantso Anao aho, fa mamaly ahy Ianao, ry Andriamanitra; atongilano amiko ny sofinao ary mihainoa rehefa miteny aho. BSB BSB: I call on You, O God, for You will answer me. Incline Your ear to me; hear my words.
7 ULB Asehoy amin'ny fomba mahatalanjona ny tsy fivadiham-panekenao, Ianao izay mamonjy ireo izay mialoka aminao amin'ny alalan'ny tanan-kavananao amin'ny fahavalon'izy ireo! BSB BSB: Show the wonders of Your loving devotion, You who save by Your right hand those who seek refuge from their foes.
8 ULB Arovy tahaka ny anaka andriamasonao aho; afeno ao ambany aloky ny elatrao BSB BSB: Keep me as the apple of Your eye; hide me in the shadow of Your wings
9 ULB amin'ny fanatrehan'ireo ratsy fanahy izay mamely ahy aho, dia ireo fahavaloko izay manodidina ahy. BSB BSB: from the wicked who assail me, from my mortal enemies who surround me.
10 ULB Tsy manana famindram-po na amin'iza na amin'iza izy ireo; ny vavan'izy ireo dia miteny an'avona. BSB BSB: They have closed their callous hearts; their mouths speak with arrogance.
11 ULB Manodidina ny lalako izy ireo. Mibanjina ny mason'izy ireo mba handavo ahy amin'ny tany. BSB BSB: They have tracked us down, and now surround us; their eyes are set to cast us to the ground,
12 ULB Izy ireo dia tahaka ny liona te hamiravira fatratra, tahaka ny liona tanora mamitsaka amin'ireo toerana fierena. BSB BSB: like a lion greedy for prey, like a young lion lurking in ambush.
13 ULB Mitsangàna, ry Yaveh! Tafiho izy ireo! Akapohy amin'ny tany ny tavan'izy ireo! Avoty tsy ho azon'ny ratsy fanahy amin'ny alalan'ny sabatrao ny aiko! BSB BSB: Arise, O LORD, confront them! Bring them to their knees; deliver me from the wicked by Your sword,
14 ULB Avoty amin'ny olona amin'ny alalan'ny tananao aho, ry Yaveh, amin'ny olon'izao tontolo izao izay amin'ity fiainana ity ihany no anjarany! Hameno harena ny kibon'ireo sarobidinao Ianao; hanana taranaka maro izy ireo ary hamela ny hareny ho an'ny taranany. BSB BSB: from such men, O LORD, by Your hand—from men of the world whose portion is in this life. May You fill the bellies of Your treasured ones and satisfy their sons, so they leave their abundance to their children.
15 ULB Fa izaho kosa, dia hahita ny tavanao amin'ny fahamarinana; ho afa-po, amin'ny fijerena anao aho, rehefa mifoha. BSB BSB: As for me, I will behold Your face in righteousness; when I awake, I will be satisfied in Your presence.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.