Psalm 120 120 Psalms Book 5 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Niantso an'i Yaveh aho tao anatin'ny fahoriako, ka namaly ahy Izy. BSB BSB: A song of ascents. In my distress I cried to the LORD, and He answered me.
2 ULB Avoty ny aiko, ry Yaveh, amin'ireo mandainga amin'ny molotra ary mandiso fanantenana amin'ny lelany. BSB BSB: Deliver my soul, O LORD, from lying lips and a deceitful tongue.
3 ULB Ahoana ny fomba hanasaziany anareo, ary inona no mbola ho ataony anareo, ianareo izay manana lela mpandainga? BSB BSB: What will He do to you, and what will be added to you, O deceitful tongue?
4 ULB Ho saziany amin'ny zana-tsipìkan'ny mpiady izay norangitina tamin'ny vainafon'anjavidy ianareo. BSB BSB: Sharp arrows will come from the warrior, with burning coals of the broom tree!
5 ULB Lozako fa nipetraka vonjimaika tao Maseka aho; teo aloha aho nipetraka tamin'ireo lain'ny Kedarita. BSB BSB: Woe to me that I dwell in Meshech, that I live among the tents of Kedar!
6 ULB Efa niaina maharitra niaraka tamin'ireo izay mankahala filaminana aho. BSB BSB: Too long have I dwelt among those who hate peace.
7 ULB Izaho dia tia filaminana, saingy rehefa miteny aho, dia ho amin'ny ady izy ireo. BSB BSB: I am in favor of peace; but when I speak, they want war.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 120
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 120, and keep Opened free for readers who can’t pay.