Psalm 127 127 Psalms Book 5 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Fihirana sy fiakarana, nataon'i Solomona. Raha tsy Yaveh no manorina ny trano, dia miasa foana izy ireo, izay manorina izany. Raha tsy Yaveh no miandry ny tanàna, dia mijoro miambina foana ny mpiambina. BSB BSB: A song of ascents. Of Solomon. Unless the LORD builds the house, its builders labor in vain; unless the LORD protects the city, its watchmen stand guard in vain.
2 ULB Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina, sy hody tara any an-trano, na hihinana ny mofon'ny asa mafy, satria Yaveh no manome ho an'ny malalany raha matory izy ireo. BSB BSB: In vain you rise early and stay up late, toiling for bread to eat—for He gives sleep to His beloved.
3 ULB Indro, lova avy amin'i Yaveh ny zanaka, ary tambiny avy Aminy ny vokatry ny kibo. BSB BSB: Children are indeed a heritage from the LORD, and the fruit of the womb is His reward.
4 ULB Tahaka ny tsipìka eny an-tanan'ny mpiady, dia toy izany koa ireo zanaky ny fahatanorana. BSB BSB: Like arrows in the hand of a warrior, so are children born in one’s youth.
5 ULB Akory ny hasambaran'ny olona izay manana ny tranon-jana-tsipìkany feno an'ireny. Tsy ho menatra izy rehefa miatrika ireo fahavalony eo am-bavahady. BSB BSB: Blessed is the man whose quiver is full of them. He will not be put to shame when he confronts the enemies at the gate.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 127
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 127, and keep Opened free for readers who can’t pay.