Psalm 128 128 Psalms Book 5 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Sambatra ny rehetra izay manome voninahitra an'i Yaveh, izay mandeha amin'ny lalany. BSB BSB: A song of ascents. Blessed are all who fear the LORD, who walk in His ways!
2 ULB Izay omen'ny tananao, dia hankafizinao; ho sambatra sy hambinina ianao. BSB BSB: For when you eat the fruit of your labor, blessings and prosperity will be yours.
3 ULB Ho tahaka ny voaloboka mamokatra ao an-tranonao ny vadinao; ho tahaka ny zanak'oliva ireo zanakao raha mipetraka manodidina ny latabatrao izy ireo. BSB BSB: Your wife will be like a fruitful vine flourishing within your house, your sons like olive shoots sitting around your table.
4 ULB Eny, ho sambatra tokoa ny olona izay manome voninahitra an'i Yaveh. BSB BSB: In this way indeed shall blessing come to the man who fears the LORD.
5 ULB Hitahy anao avy any Ziona anie Yaveh; hahita ny fanambinan'i Jerosalema mandritry ny androm-piainanao rehetra anie ianao. BSB BSB: May the LORD bless you from Zion, that you may see the prosperity of Jerusalem all the days of your life,
6 ULB Ho velona anie ianao mba hahita ireo zafikelinao. Ho amin'Israely anie ny fiadanana. BSB BSB: that you may see your children’s children. Peace be upon Israel!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 128
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 128, and keep Opened free for readers who can’t pay.