Psalm 129 129 Psalms Book 5 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Aoka Israely hiteny hoe: "Matetika hatramin'ny fahatanorako dia nanafika ahy izy ireo." BSB BSB: A song of ascents. Many a time they have persecuted me from my youth—let Israel now declare—
2 ULB "Matetika hatramin'ny fahatanorako dia nanafika ahy izy ireo, nefa tsy nandresy ahy izy ireo. BSB BSB: many a time they have persecuted me from my youth, but they have not prevailed against me.
3 ULB Nangady ny lamosiko ireo mpangady; nataon'izy ireo lava ny vavasany. BSB BSB: The plowmen plowed over my back; they made their furrows long.
4 ULB Marina Yaveh; nanapaka ny tadin'ilay ratsy Izy." BSB BSB: The LORD is righteous; He has cut me from the cords of the wicked.
5 ULB Aoka ho alaina baraka avokoa izy rehetra ary hiverina, dia ireo izay mankahala an'i Ziona. BSB BSB: May all who hate Zion be turned back in shame.
6 ULB Ho tahaka ny ahitra eny an-tampon-trano izay malazo mialohan'ny hitomboan'izany anie izy ireo, BSB BSB: May they be like grass on the rooftops, which withers before it can grow,
7 ULB izay tsy afaka mameno ny tanan'ny mpijinja na ny tratran'izay mifehy amboara. BSB BSB: unable to fill the hands of the reaper, or the arms of the binder of sheaves.
8 ULB Aoka ireo izay mandalo tsy hiteny hoe: "Aoka ho aminao ny tso-dranon'i Yaveh; mitso-drano anao amin'ny anaran'i Yaveh izahay." BSB BSB: May none who pass by say to them, “The blessing of the LORD be on you; we bless you in the name of the LORD.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 129
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 129, and keep Opened free for readers who can’t pay.