Psalm 137 137 Psalms Book 5 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 2 ULB Teo amin'ny hazomalahelo no nanantonanay ireo harpa anay tany. BSB BSB: There on the willows we hung our harps,
3 ULB Tany no nangatahan'ireo mpambabo anay hihira, ary ireo izay naneso anay dia nangataka anay mba hifaly, nanao hoe: "Manaova hira iray amin'ireo hiran'i Ziona ho anay." BSB BSB: for there our captors requested a song; our tormentors demanded songs of joy: “Sing us a song of Zion.”
4 ULB Ahoana no hahafahanay manao ny hira momban'i Yaveh aty amin'ny tany hafa? BSB BSB: How can we sing a song of the LORD in a foreign land?
5 ULB Raha manadino ny fahatsiarovana anao aho, ry Jerosalema, dia aoka tsy hahay hitendry intsony ny tanako ankavanana. BSB BSB: If I forget you, O Jerusalem, may my right hand cease to function.
6 ULB Aoka ny lelako hiraikitra amin'ny lanilaniko raha toa tsy miheritreritra anao intsony aho, raha tsy tia an'i Jerosalema mihoatra ireo sitrako indrindra aho. BSB BSB: May my tongue cling to the roof of my mouth if I do not remember you, if I do not exalt Jerusalem as my greatest joy!
7 ULB Tsarovy, ry Yaveh, izay nataon'ireo Edomita tamin'ny andro naharava an'i Jerosalema. Hoy izy ireo: "Potipoteho izany, ravao hatrany amin'ny fotony." BSB BSB: Remember, O LORD, the sons of Edom on the day Jerusalem fell: “Destroy it,” they said, “tear it down to its foundations!”
8 ULB Ry zanaka vavin'i Babylona, tsy ho ela dia ho rava— aoka hotahiana ny olona, izay olona mamaly ny amin'izay efa nataonao anay. BSB BSB: O Daughter of Babylon, doomed to destruction, blessed is he who repays you as you have done to us.
9 ULB Hotahiana anie ny olona, izay maka ary manorotoro ny zanakareo amin'ny vatolampy. BSB BSB: Blessed is he who seizes your infants and dashes them against the rocks.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 137 What the commentators say on Psalm 137 How can Psalm 137 bless those who dash infants against rocks?
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 137, and keep Opened free for readers who can’t pay.