Psalm 138 138 Psalms Book 5 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Hanome fisaorana Anao amin'ny foko manontolo aho; eo anatrehan'ireo andriamanitra no hihirako fiderana ho Anao. BSB BSB: Of David. I give You thanks with all my heart; before the gods I sing Your praises.
2 ULB Hiankohoka eo amin'ny tempolinao masina aho ary hanome fisaorana ny anaranao ny amin'ny fanekenao mahatoky sy ny amin'ny famendreham-pitokianao. Nanao ny teninao sy ny anaranao ho zava-dehibe mihoatra ny zavatra hafa rehetra Ianao. BSB BSB: I bow down toward Your holy temple and give thanks to Your name for Your loving devotion and Your faithfulness; You have exalted Your name and Your word above all else.
3 ULB Tamin'ny andro niantsoako Anao, dia namaly ahy Ianao; nampahery sy nampatanjaka ny fanahiko Ianao. BSB BSB: On the day I called, You answered me; You emboldened me and strengthened my soul.
4 ULB Hanome fisaorana Anao ny mpanjakan'ny tany rehetra, ry Yaveh, fa handre ireo teny avy amin'ny vavanao izy ireo. BSB BSB: All the kings of the earth will give You thanks, O LORD, when they hear the words of Your mouth.
5 ULB Eny tokoa, hihira ireo asan'i Yaveh izy ireo, fa lehibe ny voninahitr'i Yaveh. BSB BSB: They will sing of the ways of the LORD, for the glory of the LORD is great.
6 ULB Fa na dia avo aza i Yaveh, dia mbola miahy ireo manetry tena, fa ny mpirehareha kosa dia fantany avy eny lavitra. BSB BSB: Though the LORD is on high, He attends to the lowly; but the proud He knows from afar.
7 ULB Na dia mandeha eny afovoan'ny loza aza aho, dia hiaro ny aiko Ianao; haninjitra ny tananao hanohitra ny fahatezeran'ireo fahavaloko Ianao, ary hamonjy ahy ny tananao ankavanana. BSB BSB: If I walk in the midst of trouble, You preserve me from the anger of my foes; You extend Your hand, and Your right hand saves me.
8 ULB Momba ahy hatramin'ny farany Yaveh; ny famindram-ponao, ry Yaveh, dia maharitra mandrakizay. Aza mahafoy ireo izay nataon'ny tananao. BSB BSB: The LORD will fulfill His purpose for me. O LORD, Your loving devotion endures forever—do not abandon the works of Your hands.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 138
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 138, and keep Opened free for readers who can’t pay.