2 ULB Andriamanitro o, nitaraina taminao aho ny atoandro, nefa tsy novalinao, ary ny alina dia tsy nangina aho! BSB BSB: I cry out by day, O my God, but You do not answer, and by night, but I have no rest.
3 ULB Kanefa masina Ianao; mipetraka tahaka ny mpanjaka amin'ny fideran'ny Israely Ianao. BSB BSB: Yet You are holy, enthroned on the praises of Israel.
4 ULB Natoky Anao ireo razambenay; natoky Anao izy ireo, ka novonjenao. BSB BSB: In You our fathers trusted; they trusted and You delivered them.
5 ULB Nitaraina taminao izy ireo ka novonjena. Natoky Anao izy ireo ka tsy diso fanantenana. BSB BSB: They cried out to You and were set free; they trusted in You and were not disappointed.
6 ULB Nefa kankana aho fa tsy mba olona, fahafaham-baraka ho an'ny olombelona ary nataon'ny olona tsinontsinona. BSB BSB: But I am a worm and not a man, scorned by men and despised by the people.
7 ULB Ireo rehetra izay mahita ahy dia miteny ratsy ahy; esoin'izy ireo aho; ary manifikifi-doha amiko izy ireo. BSB BSB: All who see me mock me; they sneer and shake their heads:
8 ULB Hoy izy ireo: "Matoky an'i Yaveh izy; aoka hanavotra azy Yaveh. Aoka Izy hanavotra azy, fa ankasitrahiny izy." BSB BSB: “He trusts in the LORD, let the LORD deliver him; let the LORD rescue him, since He delights in him.”
9 ULB Fa ianao no nitondra ahy avy tao am-bohoka; nataonao matoky Anao aho fony teo an-tratran-dreniko. BSB BSB: Yet You brought me forth from the womb; You made me secure at my mother’s breast.
10 ULB Natsipy taminao hatrany am-bohoka aho; Ianao no Andriamanitro hatramin'izaho tao an-kibon-dreniko! BSB BSB: From birth I was cast upon You; from my mother’s womb You have been my God.
11 ULB Aza manalavitra ahy, fa akaiky ny fahoriana; tsy misy olona hanampy ahy. BSB BSB: Be not far from me, for trouble is near and there is no one to help.
12 ULB Manodidina ahy ny ombilahy maro, manodidina ahy ny ombilahy masiakan'ny Basana. BSB BSB: Many bulls surround me; strong bulls of Bashan encircle me.
13 ULB Hampitanatana ny vavany amiko tahaka ny liona mierona mandrapaka ny hazany ireo. BSB BSB: They open their jaws against me like lions that roar and maul.
14 ULB Nararaka tahaka ny rano aho, ary nipitsoka ny taolako rehetra. Tahaka ny savoka ny foko; miempo ao anatiko izany. BSB BSB: I am poured out like water, and all my bones are disjointed. My heart is like wax; it melts away within me.
15 ULB Maina tahaka ny vilany tany ny heriko; miraikitra amin'ny lanilaniko ny lelako. Nampandry ahy teo amin'ny vovoky ny fahafatesana Ianao. BSB BSB: My strength is dried up like a potsherd, and my tongue sticks to the roof of my mouth. You lay me in the dust of death.
16 ULB Fa nanodidina ahy ny alika; efa mihodidina ahy ny vondron'ny mpanao ratsy; noloahan'izy ireo ny tanako sy ny tongotro. BSB BSB: For dogs surround me; a band of evil men encircles me; they have pierced my hands and feet.
17 ULB Voaisako ny taolako rehetra. Mijery sy nandinika ahy izy ireo. BSB BSB: I can count all my bones; they stare and gloat over me.
18 ULB Nozarain'izy ireo teo aminy ireo fitafiako; nilokan'izy ireo ny akanjoko. BSB BSB: They divide my garments among them and cast lots for my clothing.
19 ULB Aza manalavitra ahy, ry Yaveh; faingàna re hanavotra ahy, ry heriko! BSB BSB: But You, O LORD, be not far off; O my Strength, come quickly to help me.
20 ULB Avoty amin'ny sabatra ny fanahiko, ny hany fiainako amin'ny andian'ambodia. BSB BSB: Deliver my soul from the sword, my precious life from the power of wild dogs.
21 ULB Vonjeo amin'ny vavan'ny lipna aho; avoty amin'ny tandroky ny ombidia aho BSB BSB: Save me from the mouth of the lion; at the horns of the wild oxen You have answered me!
22 ULB Hanambara ny anaranao amin'ireo rahalahiko aho; eo afovoan'ny fiangonana no hiderako Anao. BSB BSB: I will proclaim Your name to my brothers; I will praise You in the assembly.
23 ULB Ianareo izay matahotra an'i Yaveh, miderà Azy! Ianareo taranak'i Jakoba rehetra, manomeza voninahitra Azy! Mijoroa am-pitalanjonana Aminy, ianareo taranak'Israely rehetra. BSB BSB: You who fear the LORD, praise Him! All descendants of Jacob, honor Him! All offspring of Israel, revere Him!
25 ULB Ny fiderako dia ho noho Ianao ao am-piangonana lehibe; hanatanteraka ireo voadiko anoloan'ireo izay matahotra Azy aho. BSB BSB: My praise for You resounds in the great assembly; I will fulfill my vows before those who fear You.
26 ULB Ny ory dia hihinana ha ho afa-po; ireo izay mitady an'i Yaveh hidera Azy. Ho velona mandrakizay anie ny fonareo. BSB BSB: The poor will eat and be satisfied; those who seek the LORD will praise Him. May your hearts live forever!
27 ULB Hahatsiaro ary hiverina amin'i Yaveh ireo vahoaka rehetra amin'ny tany; hiankohoka eo anatrehanao ireo fianakaviam-pirenena rehetra. BSB BSB: All the ends of the earth will remember and turn to the LORD. All the families of the nations will bow down before Him.
28 ULB Fa an'i Yaveh ny fanjakana; Izy no mpanapaka ireo firenena. BSB BSB: For dominion belongs to the LORD and He rules over the nations.
29 ULB Ny olona mpanan-karena rehetra dia hiravoravo sy hidera; hiankohoka eo anatrehanao ireo rehetra izay hody vovoka, ireo izay tsy afaka miaro ny ain'izy ireo. BSB BSB: All the rich of the earth will feast and worship; all who go down to the dust will kneel before Him—even those unable to preserve their lives.
30 ULB Ny taranaka ho avy dia hanompo Azy, hilaza amin'ny taranaka manaraka ny amin'ny Tompo izy ireo. BSB BSB: Posterity will serve Him; they will declare the Lord to a new generation.
31 ULB Ho tonga izy ireo ary hilaza ny fahamarinany; hilaza amin'ny olona mbola tsy teraka izay efa nataony izy ireo! BSB BSB: They will come and proclaim His righteousness to a people yet unborn—all that He has done.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.