Psalm 21 21 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Mifaly amin'ny herinao ny mpanjaka, ry Yaveh! Akory ny halehiben'ny fifaliany amin'ny famonjena nomenao! BSB BSB: For the choirmaster. A Psalm of David. O LORD, the king rejoices in Your strength. How greatly he exults in Your salvation!
2 ULB Nomenao azy ny fanirian'ny fony ary tsy nolavinao ny fangatahan'ny molony. Sela BSB BSB: You have granted his heart’s desire and have not withheld the request of his lips. Selah
3 ULB Fa mitondra fitahiana be ho azy Ianao; nametraka satro-boninahitra volamena madio indrindra teo an-dohany Ianao. BSB BSB: For You welcomed him with rich blessings; You placed on his head a crown of pure gold.
4 ULB Nangataka aina taminao izy; dia nomenao azy izany; nomenao andro maro mandrakizay doria izy. BSB BSB: He asked You for life, and You granted it—length of days, forever and ever.
5 ULB Lehibe nohon'ny fandresenao ny voninahiny; efa nanome famirapiratana sy ny voninahitra ho azy Ianao. BSB BSB: Great is his glory in Your salvation; You bestow on him splendor and majesty.
6 ULB Fa manome antoka fitahiana maharitra ho azy Ianao; mampiravoravo azy amin'ny fifalian'ny fanatrehanao Ianao. BSB BSB: For You grant him blessings forever; You cheer him with joy in Your presence.
7 ULB Fa matoky an'i Yaveh ny mpanjaka; amin'ny alalan'ny fanekena mahatokin'ny Avo Indrindra no tsy hanalana azy. BSB BSB: For the king trusts in the LORD; through the loving devotion of the Most High, he will not be shaken.
8 ULB Hisambotra ireo fahavalonao rehetra ny tananao; hisambotra ireo izay mankahala anao ny tananao havanana. BSB BSB: Your hand will apprehend all Your enemies; Your right hand will seize those who hate You.
9 ULB Amin'ny fotoan'ny fahatezeranao, dia handoro azy ireo ao amin'ny lafaoro mirehitra Ianao. BSB BSB: You will place them in a fiery furnace at the time of Your appearing. In His wrath the LORD will engulf them, and the fire will consume them.
10 ULB Handevona azy ireo ao amin'ny fahatezerany i Yaveh, ary handevona azy ireo ny afo. Hamotika ny zanak'izy ireo amin'ny tany sy ny taranak'izy ireo eo anivon'ny olombelona Ianao. BSB BSB: You will wipe their descendants from the earth, and their offspring from the sons of men.
11 ULB Fa nikasa hanisy ratsy anao izy ireo; namolavola teti-dratsy izay tsy hahombiazany izy ieo! BSB BSB: Though they intend You harm, the schemes they devise will not prevail.
12 ULB Fa hampiamboho azy ireo Ianao; hamoaka ny tsipikanao eo anoloan'izy ireo ianao. BSB BSB: For You will put them to flight when Your bow is trained upon them.
13 ULB Misandrata, ry Yaveh, amin'ny herinao; hihira sy hidera ny herinao izahay. BSB BSB: Be exalted, O LORD, in Your strength; we will sing and praise Your power.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 21
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 21, and keep Opened free for readers who can’t pay.