Psalm 20 20 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Hanampy anao amin'ny androm-pahorianao anie Yaveh; ny anaran'Andriamanitr'i Jakoba anie hiaro anao BSB BSB: For the choirmaster. A Psalm of David. May the LORD answer you in the day of trouble; may the name of the God of Jacob protect you.
2 ULB ary handefa fanampiana avy amin'ny toerana masina mba hanohanana anao avy ao Ziona. BSB BSB: May He send you help from the sanctuary and sustain you from Zion.
3 ULB Ho tsaroany anie ireo fanatitrao rehetra ary ho ekeny anie ny soronao dorana. Sela BSB BSB: May He remember all your gifts and look favorably on your burnt offerings. Selah
4 ULB Hanome anao izay irian'ny fonao anie Izy ary hanatanteraka ireo fikasanao rehetra. BSB BSB: May He give you the desires of your heart and make all your plans succeed.
5 ULB Dia hifaly amin'ny fandresenao izahay, ary amin'ny anaran'Andriamanitray, no hanangananay faneva. Hanome izay fangatahanao rehetra anie Yaveh. BSB BSB: May we shout for joy at your victory and raise a banner in the name of our God. May the LORD grant all your petitions.
6 ULB Fantatro ankehitriny fa hanavotra ny olom-boahosony Yaveh; hamaly azy avy any an-daniny masina amin'ny herin'ny tanany havanana izay afaka manavotra azy Izy. BSB BSB: Now I know that the LORD saves His anointed; He answers him from His holy heaven with the saving power of His right hand.
7 ULB Ny sasany mitoky amin'ny kalesy ary ny hafa amin'ny soavaly, fa izahay dia niantso an'i Yaveh Andriamanitray. BSB BSB: Some trust in chariots and others in horses, but we trust in the name of the LORD our God.
8 ULB Ho entina midina izy ireo ka ho lavo, fa isika dia hiarina ary hijoro mahitsy! BSB BSB: They collapse and fall, but we rise up and stand firm.
9 ULB Ry Yaveh, vonjeo ny mpanjaka; ampio izahay raha miantso. BSB BSB: O LORD, save the king. Answer us on the day we call.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 20
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 20, and keep Opened free for readers who can’t pay.