2 ULB Isan'andro isan'andro dia mipololotra ny teny; isan'alina dia manambara fahalalana izany. BSB BSB: Day after day they pour forth speech; night after night they reveal knowledge.
3 ULB Tsy misy lahateny na teny voalaza; tsy re ny feon'izy ireo. BSB BSB: Without speech or language, without a sound to be heard,
4 ULB Efa nivoaka nanerana ny tany rehetra ny tenin'izy ireo, ary any am-paran'ny tany ny lahatenin'izy ireo. Efa nanangana lay ho an'ny masoandro teo amin'ireo Izy. BSB BSB: their voice has gone out into all the earth, their words to the ends of the world. In the heavens He has pitched a tent for the sun.
5 ULB Ny masoandro dia tahaka ny mpampakatra mivoaka avy ao amin'ny efitranony ary tahak ny lehilahy mahery izay mifaly rehefa manao ny fihazakazahany. BSB BSB: Like a bridegroom emerging from his chamber, like a champion rejoicing to run his course,
6 ULB Miposaka avy any amin'ny fara-vodilanitra iray ny masoandro ary mitety ny habakabaka ho any amin'ny iray hafa; tsy misy zavatra afaka mandositra ny hafanany. BSB BSB: it rises at one end of the heavens and runs its circuit to the other; nothing is deprived of its warmth.
7 ULB Tonga lafatra ny lalàn'i Yaveh, manarina ny fanahy; azo; antoka ny teny vavolombelon'i Yaveh, maha-hendry ny tsotra. BSB BSB: The Law of the LORD is perfect, reviving the soul; the testimony of the LORD is trustworthy, making wise the simple.
8 ULB Mahitsy ny fampianaran'i Yaveh; mampiravoravo ny fo; madio ny didin'i Yaveh, mitondra fahazavana ho an'ny maso. BSB BSB: The precepts of the LORD are right, bringing joy to the heart; the commandments of the LORD are radiant, giving light to the eyes.
9 ULB Madio ny tahotra an'i Yaveh, maharitra mandrakizay; marina sady mahitsy avokoa ireo didy marin'i Yaveh! BSB BSB: The fear of the LORD is pure, enduring forever; the judgments of the LORD are true, being altogether righteous.
10 ULB Sarobidy mihoatra noho ny volamena izany, eny mihoatra ny volamena tena tsara aza; mamy noho ny tantely sy ny tantely mitete avy amin'ny tohon-tantely izany. BSB BSB: They are more precious than gold, than much pure gold; they are sweeter than honey, than honey from the comb.
11 ULB Eny, amin'ny alalan'izany no hampitandremana ny mpanomponao; fa hisy valisoa lehibe amin'ny fankatoavana izany. BSB BSB: By them indeed Your servant is warned; in keeping them is great reward.
12 ULB Iza no afaka mamantatra ireo fahadisoany rehetra? Diovy amin'reo heloka miafina aho. BSB BSB: Who can discern his own errors? Cleanse me from my hidden faults.
13 ULB Tandremo ny mpanomponareo tsy ho azon'ny ota sahisahy; aza avela hanapaka ahy ireo. Dia ho tonga lafatra aho, ary tsy hanan-tsiny amin'ny fandikan-dalàna maro. BSB BSB: Keep Your servant also from willful sins; may they not rule over me. Then I will be blameless and cleansed of great transgression.
14 ULB Ho ekena eo imasonao anie ireo tenin'ny vavako sy ireo fihevitry ny foko, ry Yaveh, vatolampiko sy mpanavotro. BSB BSB: May the words of my mouth and the meditation of my heart be pleasing in Your sight, O LORD, my Rock and my Redeemer.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.