Psalm 24 24 Psalms Book 1 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB An'i Yaveh ny tany, sy izay mameno azy, izao tontolo izao, sy izay rehetra monina ao. BSB BSB: A Psalm of David. The earth is the LORD’s, and the fullness thereof, the world and all who dwell therein.
2 ULB Fa efa hitany teo ambonin'ireo ranomasina izany ary naoriny teo amin'ireo renirano. BSB BSB: For He has founded it upon the seas and established it upon the waters.
3 ULB Iza no hiakatra amin'ny tendrombohitr'i Yaveh? Iza no hijoro ao amin'ny toerany masina? BSB BSB: Who may ascend the hill of the LORD? Who may stand in His holy place?
4 ULB Izy izay manana tanana madio sy fo madio; izay tsy nanandratra lainga, ary tsy nianiana fianianana mba hamitahana. BSB BSB: He who has clean hands and a pure heart, who does not lift up his soul to an idol or swear deceitfully.
5 ULB Handray fitahiana avy amin'i Yaveh izy ary fahamarinana avy amin'Andrimanitry ny famonjena azy. BSB BSB: He will receive blessing from the LORD and vindication from the God of his salvation.
6 ULB Tahaka izany no taranak'ireo izay mitady Azy, ireo izay mitady ny endrik'Andriamanitr'i Jakoba. Sela BSB BSB: Such is the generation of those who seek Him, who seek Your face, O God of Jacob. Selah
7 ULB Asandrato ny lohanareo, ianareo ry vavahady; misandratra, ry varavarana mandrakizay, mba hidiran'ny Mpanjakan'ny voninahitra! BSB BSB: Lift up your heads, O gates! Be lifted up, O ancient doors, that the King of Glory may enter!
8 ULB Iza no Mpanjakan'ny voninahitra? Yaveh, matanjaka sy mahery; Yaveh, mahery amin'ny ady. BSB BSB: Who is this King of Glory? The LORD strong and mighty, the LORD mighty in battle.
9 ULB Asandrato ny lohanareo, ianareo ry vavahady misandrata, ry varavarana mandrakizay, mba hidiran'ny Mpanjakan'ny voninahitra! BSB BSB: Lift up your heads, O gates! Be lifted up, O ancient doors, that the King of Glory may enter!
10 ULB Iza no Mpanjakan'ny voninahitra? Yaveh Tompon'ny maro, Izy no Mpanjakan'ny voninahitra. Sela BSB BSB: Who is He, this King of Glory? The LORD of Hosts—He is the King of Glory. Selah
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 24
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 24, and keep Opened free for readers who can’t pay.