1 ULB Sambatra ny olona izay voavela heloka, sy ireo izay voasarona ny fahotany. BSB BSB: Of David. A Maskil. Blessed is he whose transgressions are forgiven, whose sins are covered.
2 ULB Sambatra ny olona izay tsy meloka teo amin'i Yaveh sy ireo izay tsy misy fitaka ny fanahiny. BSB BSB: Blessed is the man whose iniquity the LORD does not count against him, in whose spirit there is no deceit.
3 ULB Rehefa nangina aho, dia nihaosa ny taolako, raha nitaraina nadritran'ny tonntolo andro aho. BSB BSB: When I kept silent, my bones became brittle from my groaning all day long.
4 ULB Navesatra tamiko andro aman'alina ny tananao. Nalazo tahaka ny amin'ny lohataona maina ny tanjako. Sela BSB BSB: For day and night Your hand was heavy upon me; my strength was drained as in the summer heat. Selah
5 ULB Dia nampahafantariko Anao ny fahotako, ary tsy nafeniko intsony ny heloko. Hoy aho: "Hanambara ireo hadisoako amin'i Yaveh aho," dia navelanao ny helokin'ny fahotako. Fiatoana sy fiderana. BSB BSB: Then I acknowledged my sin to You and did not hide my iniquity. I said, “I will confess my transgressions to the LORD,” and You forgave the guilt of my sin. Selah
6 ULB Noho izany, izay rehetra arak'Andriamanitra dia tokony hivavaka Aminao amin'ny fotoanan'ny fahoriam-be. Ary rehefa manonja mafy ny rano, dia tsy hahazo ireo olona ireo izany. BSB BSB: Therefore let all the godly pray to You while You may be found. Surely when great waters rise, they will not come near.
7 ULB Ianao no toerana fiafenako; hiambina ahy amin'ny fahoriana Ianao. Hodidininao amin'ireo hiram-pandresena aho. Fiatoana sy fiderana. BSB BSB: You are my hiding place. You protect me from trouble; You surround me with songs of deliverance. Selah
8 ULB Hanoro lalana anao sy hampianatra anao amin'izay lalana tokony halehanao Aho. Hanoro lalana anao Aho ary hitsinjo anao ny masoko. BSB BSB: I will instruct you and teach you the way you should go; I will give you counsel and watch over you.
9 ULB Aza manahaka ny soavaly na ny ampondra, izay tsy manana fahazavan-tsaina; fa amin'ny lamboridy sy kapoka ihany no hifehezana azy ireny handeha any amin'izay tianao hitondrana azy ireo. BSB BSB: Do not be like the horse or mule, which have no understanding; they must be controlled with bit and bridle to make them come to you.
10 ULB Manana olana maro ny ratsy fanahy, fa ny fanekena mahatokin'i Yaveh kosa no hanodidina izay olona mahatoky Azy. BSB BSB: Many are the sorrows of the wicked, but loving devotion surrounds him who trusts in the LORD.
11 ULB Mifalia amin'i Yaveh, ary miravoa, ianareo ry marina; manaova feo fifaliana, ianareo rehetra izay mahitsy am-po. BSB BSB: Be glad in the LORD and rejoice, O righteous ones; shout for joy, all you upright in heart.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.