1 ULB Mifalia amin'i Yaveh, ianareo ry marina, ny fiderana dia mety ho an'ny mahitsy. BSB BSB: Rejoice in the LORD, O righteous ones; it is fitting for the upright to praise Him.
2 ULB Manomeza fisaorana an'i Yaveh amin'ny harpa; mihirà fiderana ho Azy amin'ny harpa tory folo. BSB BSB: Praise the LORD with the harp; make music to Him with ten strings.
3 ULB Mihirà fihiram-baovao ho Azy; mitendre tsara ary mihirà an-kafaliana. BSB BSB: Sing to Him a new song; play skillfully with a shout of joy.
4 ULB Fa mahitsy ny tenin'Yaveh, ary ny zava-drehetra ataony dia ara-drariny. BSB BSB: For the word of the LORD is upright, and all His work is trustworthy.
5 ULB Tia rariny sy fahamarinana Izy. Heniky ny fanekena mahatokin'Yaveh ny tany. BSB BSB: The LORD loves righteousness and justice; the earth is full of His loving devotion.
6 ULB Tamin'ny tenin'i Yaveh no namoronana ny lanitra, ary ny kintana rehetra dia natao tamin'ny fofon'ain'ny vavany. BSB BSB: By the word of the LORD the heavens were made, and all the stars by the breath of His mouth.
7 ULB Manangona ny ranon'ny ranomasina rehetra tahaka ny atontan-javatra Izy; ataony ao amin'ny fitehirizan-drano ny ranomasim-be. BSB BSB: He piles up the waters of the sea; He puts the depths into storehouses.
8 ULB Aoka hatahotra an'i Yaveh ny tany manontolo; aoka ho talanjona Aminy ny mponin'ny tany rehetra. BSB BSB: Let all the earth fear the LORD; let all the people of the world revere Him.
9 ULB Fa niteny Izy, dia tanteraka izany; nandidy Izy, dia nisy teo amin'ny toerany izany. BSB BSB: For He spoke, and it came to be; He commanded, and it stood firm.
10 ULB Mandrava ireo fifanarahan'ireo firenena i Yaveh, manapaka eo amin'ny fikasan'ireo vahoaka Izy. Maharitra mandrakizay ny fikasan'i Yaveh. BSB BSB: The LORD frustrates the plans of the nations; He thwarts the devices of the peoples.
11 ULB Ny fikasan'ny fony dia ho an'ny taranaka rehetra. BSB BSB: The counsel of the LORD stands forever, the purposes of His heart to all generations.
12 ULB Sambatra ny firenena izay manana an'i Yaveh ho Andriamaniny, dia ny olony izay nofidiany ho mpandovany. BSB BSB: Blessed is the nation whose God is the LORD, the people He has chosen as His inheritance!
13 ULB Mijery avy eny amin'ny lanitra i Yaveh; mahita ny olona rehetra Izy. BSB BSB: The LORD looks down from heaven; He sees all the sons of men.
14 ULB Avy eny amin'ny toerana izay hitoerany no hitazanany izay rehetra miaina ambonin'ny tany. BSB BSB: From His dwelling place He gazes on all who inhabit the earth.
15 ULB Izy ilay namolavola ny fon'izy ireo rehetra no mandinika ireo nataon'izy ireo rehetra. BSB BSB: He shapes the hearts of each; He considers all their works.
16 ULB Tsy misy mpanjaka voavonjin'ny tafika maro, ary ny lehilhy mpiady dia tsy voavonjin'ny halehiben'ny heriny. BSB BSB: No king is saved by his vast army; no warrior is delivered by his great strength.
17 ULB Ny soavaly dia fiarovana mamitaka ho an'ny fandresena; Na dia eo aza ny tanjany lehibe, dia tsy afaka mamonjy izy. BSB BSB: A horse is a vain hope for salvation; even its great strength cannot save.
18 ULB Indro, ny mason'i Yaveh dia eo amin'ireo izay matahotra Azy; amin'ireo izay manantena ny famindram-pony mahatoky BSB BSB: Surely the eyes of the LORD are on those who fear Him, on those whose hope is in His loving devotion
19 ULB mba hanafaka ny ain'izy ireo amin'ny fahafatesana, ary mba hamelona azy ireo amin'ny fotoanan'ny mosary. BSB BSB: to deliver them from death and keep them alive in famine.
20 ULB Miandr an'i Yaveh isika, izy no famonjena sy fialofantsika. BSB BSB: Our soul waits for the LORD; He is our help and our shield.
21 ULB Mifaly ao Aminy ny fontsika, satria mahatoky ny anarany masina isika. BSB BSB: For our hearts rejoice in Him, since we trust in His holy name.
22 ULB Aoka ny famindram-ponao mahatoky, ry Yaveh, homba anay araka ny fametrahanay ny fanantenanay Aminao. BSB BSB: May Your loving devotion rest on us, O LORD, as we put our hope in You.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.