1 ULB Hidera an'i Yaveh amin'ny fotoana rehetra aho, ho eo am-bavako mandrakizay ny fiderana Azy. BSB BSB: Of David, when he pretended to be insane before Abimelech, so that the king drove him away. I will bless the LORD at all times; His praise will always be on my lips.
2 ULB Hidera an'i Yaveh aho! Aoka ny ory handre ka hifaly. BSB BSB: My soul boasts in the LORD; let the oppressed hear and rejoice.
3 ULB Miaraha midera an'i Yaveh amiko. Aoka hiaraka hanandratra ny anarany isika. BSB BSB: Magnify the LORD with me; let us exalt His name together.
4 ULB Nitady an'i Yaveh aho dia namaly ahy Izy, ary nanome fandresena ahy tamin'ny tahotro rehetra Izy. BSB BSB: I sought the LORD, and He answered me; He delivered me from all my fears.
5 ULB Ireo izay mijery Azy dia mamirapiratra, ary tsy misy henatra ny endrik'izy ireo. BSB BSB: Those who look to Him are radiant with joy; their faces shall never be ashamed.
6 ULB Ity olona ory ity dia nitomany ary dia nandre azy i Yaveh ka nanavotra azy tamin'ny fahoriany rehetra. BSB BSB: This poor man called out, and the LORD heard him; He saved him from all his troubles.
7 ULB Mitoby eo amin'ireo izay matahotra Azy ary mamonjy azy ireo Ny anjelin'i Yaveh. BSB BSB: The angel of the LORD encamps around those who fear Him, and he delivers them.
8 ULB Andramo ary zahao fa tsara i Yaveh. Sambatra ny olona izay mialoka Aminy. BSB BSB: Taste and see that the LORD is good; blessed is the man who takes refuge in Him!
9 ULB Matahora an'i Yaveh, ianareo olony masina. Tsy hanan-java-mahory ireo izay matahotra Azy. BSB BSB: Fear the LORD, you His saints, for those who fear Him lack nothing.
10 ULB Indraindray dia tsy ampy sakafo ny liona tanora ka mijaly hanoana, fa ireo izay mitady an'i Yaveh kosa dia tsy ho ory zava-tsoa. Avia, anaka, mihainoa ahy. BSB BSB: Young lions go lacking and hungry, but those who seek the LORD lack no good thing.
11 ULB Hampianatra anareo ny fahatahorana an'Yaveh aho. BSB BSB: Come, children, listen to me; I will teach you the fear of the LORD.
12 ULB Olona iza no maniry fiainana ka tia andro maro, ka hahita ny soa izy? BSB BSB: Who is the man who delights in life, who desires to see good days?
13 ULB Koa ambeno amin'ny ratsy ny lelanao ary ambeno ny amin'ny filazana lainga ny molotrao. BSB BSB: Keep your tongue from evil and your lips from deceitful speech.
14 ULB Halaviro ny ratsy ary manaova ny tsara. Mitadiava fiadanana ka araho izany. BSB BSB: Turn away from evil and do good; seek peace and pursue it.
15 ULB Ny mason'i Yaveh dia eo amin'ny marina ary ny sofiny mihaino ny tomanin'izy ireo. BSB BSB: The eyes of the LORD are on the righteous, and His ears are inclined to their cry.
16 ULB Ny tavan'i Yaveh dia manohitra ireo izay manao ratsy, mba hanesorana ny fahatsiarovana azy ireo eto an-tany. BSB BSB: But the face of the LORD is against those who do evil, to wipe out all memory of them from the earth.
17 ULB Mitaraina ny marina ary mandre i Yaveh ka mamonjy azy ireo amin'ny fahoriany rehetra. BSB BSB: The righteous cry out, and the LORD hears; He delivers them from all their troubles.
18 ULB Akaikin'ny fo torotoro i Yaveh, ary mamonjy ireo izay torotoro fanahy Izy. BSB BSB: The LORD is near to the brokenhearted; He saves the contrite in spirit.
19 ULB Maro ireo olan'ny marina, nefa manafaka azy ireo amin'izany rehetra izany Yaveh. BSB BSB: Many are the afflictions of the righteous, but the LORD delivers him from them all.
20 ULB Mihazona ny taolany rehetra Izy, tsy hisy ho tapaka na dia ny iray amin'ireo aza. BSB BSB: He protects all his bones; not one of them will be broken.
21 ULB Hamono ny ratsy fanahy ny loza. Ho voaheloka ireo izay mankahala ny marina. BSB BSB: Evil will slay the wicked, and the haters of the righteous will be condemned.
22 ULB Mamonjy ny ain'ireo mpanompony i Yaveh. Tsy hisy ho voaheloka ireo izay mialoka ao aminy. BSB BSB: The LORD redeems His servants, and none who take refuge in Him will be condemned.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.