1 ULB Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Sambatra izay mahatsiaro ny osa; amin'ny androm-pahoriana, no hanavotan'i Yaveh azy. BSB BSB: For the choirmaster. A Psalm of David. Blessed is the one who cares for the poor; the LORD will deliver him in the day of trouble.
2 ULB Hiaro sy hitandrina azy tsy ho faty Yaveh, ary dia ho sambatra eto an-tany izy; tsy hamadika azy amin'ny sitrapon'ireo fahavalony Yaveh. BSB BSB: The LORD will protect and preserve him; He will bless him in the land and refuse to give him over to the will of his foes.
3 ULB Hanohana azy eo amin'ny fandrian'ny fijaliana Yaveh; hanao ny fandrian'ny aretina ho fandrian'ny fanasitranana Ianao. BSB BSB: The LORD will sustain him on his bed of illness and restore him from his bed of sickness.
4 ULB Hoy aho ghoe: "Yaveh o, mamindrà gfo amiko! Sitrano aho, fa efa nanota taminao aho." BSB BSB: I said, “O LORD, be gracious to me; heal me, for I have sinned against You.”
5 ULB Miteny ratsy ahy ireo fahavaloko, manao hoe: 'Rahoviana izy no ho faty ary ny anarany ho levona?' BSB BSB: My enemies say with malice: “When will he die and be forgotten?”
6 ULB Raha tonga mba hizaha ahy ny fahavaloko, dia miteny zavatra zava-poana izy; manangona ireo lozako ho an'izany ihany ny fony; rehefa mandao ahy izy, dia milaza ny momban'izany amin'ny hafa. BSB BSB: My visitor speaks falsehood; he gathers slander in his heart; he goes out and spreads it abroad.
7 ULB Ireo rehetra mankahala ahy mira-mitakoritsika mamely ahy; manantena ny handratra ahy izy ireo. BSB BSB: All who hate me whisper against me; they imagine the worst for me:
8 ULB Hoy izy ireo hoe: "Misy aretina mafy mifikitra aminy; izao izy mandry, ka tsy hitsangana intsony." BSB BSB: “A vile disease has been poured into him; he will never get up from where he lies!”
9 ULB Eny fa na dia ny namako akaiky aza, izay natokisako, izay nihinana ny mofoko, dia efa nanangana ny ombalahin-tongony hanohitra ahy. BSB BSB: Even my close friend whom I trusted, the one who shared my bread, has lifted up his heel against me.
10 ULB Fa ianao, ry Yaveh, manàna famindram-po amiko ary atsangano aho hahafahako mamaly azy ireo. BSB BSB: But You, O LORD, be gracious to me and raise me up, that I may repay them.
11 ULB Amin'izany no hahalalako fa faly amiko ianao, satria tsy maharesy ahy ny fahavaloko. BSB BSB: By this I know that You delight in me, for my enemy does not triumph over me.
12 ULB Raha ny amiko, dia manohana ahy amin'ny tsy fivadihanao Ianao ary hihazona ahy eo anatrehan'ny tavanao mandrakizay. BSB BSB: In my integrity You uphold me and set me in Your presence forever.
13 ULB Ho deraina rahatrizay ka ho mandrakizay anie Yaveh, Andriamanitr'Israely. Amena dia Amena. Boky faharoa BSB BSB: Blessed be the LORD, the God of Israel, from everlasting to everlasting. Amen and Amen.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.