Psalm 43 43 Psalms Book 2 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Omeo rariny aho, ry Andriamanitra, ary iadio ny adiko hanohitra ireo firenena tsy arak'Andriamanitra. BSB BSB: Vindicate me, O God, and plead my case against an ungodly nation; deliver me from deceitful and unjust men.
2 ULB Fa Ianao no Andriamanitry ny heriko. Nahoana no nanary ahy Ianao? Nahoana aho no handeha hisaona noho ny fampahorian'ny fahavalo ahy? BSB BSB: For You are the God of my refuge. Why have You rejected me? Why must I walk in sorrow because of the enemy’s oppression?
3 ULB Alefaso ny hazavanao sy ny marinao, aoka ireny hitarika ahy. Aoka ireny hitondra ahy hankany amin'ny havoanao masina sy any amin'ny fonenanao. BSB BSB: Send out Your light and Your truth; let them lead me. Let them bring me to Your holy mountain and to the place where You dwell.
4 ULB Dia handeha eo amin'ny alitaran'Andriamanitra aho, any amin'Andriamanitra izay fifaliako indrindra. Hidera Anao amin'ny harpa aho, Andriamanitra o, Andriamanitro. BSB BSB: Then I will go to the altar of God, to God, my greatest joy. I will praise You with the harp, O God, my God.
5 ULB Nahoana no amitanondrika ianao, ry fanahiko? Nahoana no tohina ato anatiko ianao? Manantenà an'Andriamanitra, fa mbola hidera Azy izay famonjena ho ahy sy Andriamanitro indray aho. BSB BSB: Why are you downcast, O my soul? Why the unease within me? Put your hope in God, for I will yet praise Him, my Savior and my God.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 43
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 43, and keep Opened free for readers who can’t pay.