1 ULB Mihainoa, ry Yaveh, ary mamalia ahy, fa mahantra sy mijaly aho. BSB BSB: A prayer of David. Incline Your ear, O LORD, and answer me, for I am poor and needy.
2 ULB Arovy aho, fa tsy mpivadika; ry Andriamanitro, vonjeo ny mpanomponao izay mitoky aminao. BSB BSB: Preserve my soul, for I am godly. You are my God; save Your servant who trusts in You.
3 ULB Mamindrà fo amiko, ry Tompo, fa mitomany mafy aminao amin'ny andro lava rehetra aho. BSB BSB: Be merciful to me, O Lord, for I call to You all day long.
4 ULB Ampifalio ny mpanomponao, fa aminao no hivavahako, ry Tompo. BSB BSB: Bring joy to Your servant, for to You, O Lord, I lift up my soul.
5 ULB Tsara, Ianao, ry Tompo, ary vonona hamela heloka, ary mampiseho famindram-po lehibe ho an'ireo izay mitaraina aminao Ianao. BSB BSB: For You, O Lord, are kind and forgiving, rich in loving devotion to all who call on You.
6 ULB Ry Yaveh, mihainoa ny fivavako; Mandrenesa ny feon'ny fangatahako. BSB BSB: Hear my prayer, O LORD, and attend to my plea for mercy.
7 ULB Miantso Anao aho tamin'ny androm-pahoriako, dia hamaly ahy ianao. BSB BSB: In the day of my distress I call on You, because You answer me.
8 ULB Tsy misy na iray aza azo ampitahaina Aminao amin'ireo andriamanitra, ry Tompo. Tsy misy asa tahaka ireo asanao. BSB BSB: O Lord, there is none like You among the gods, nor any works like Yours.
9 ULB Ny firenena rehetra izay efa namboarinao dia ho tonga hiankohoka eo anatrehanao, ry Tompo. Dia hanome voninahitra ny anaranao izy ireo. BSB BSB: All the nations You have made will come and bow before You, O Lord, and they will glorify Your name.
10 ULB Fa lehibe Ianao ary manao zavatra mahatalanjona; Ianao irery no Andriamanitra. BSB BSB: For You are great and perform wonders; You alone are God.
11 ULB Ampianaro ahy ireo lalanao, ry Yaveh. Dia handeha amin'ny fahamarinanao aho. Ampiraiso ny foko mba hanehoako fanajana aminao. BSB BSB: Teach me Your way, O LORD, that I may walk in Your truth. Give me an undivided heart, that I may fear Your name.
12 ULB Ry Tompo Andriamanitro o, hidera anao amin'ny foko manontolo aho; hanome voninahitra ny anaranao mandrakizay aho. BSB BSB: I will praise You, O Lord my God, with all my heart; I will glorify Your name forever.
13 ULB Fa lehibe ny famindram-ponao amiko; efa namonjy ny aiko tamin'ny halalin'ny Fiainan-tsy hita Ianao. BSB BSB: For great is Your loving devotion to me; You have delivered me from the depths of Sheol.
14 ULB Andriamanitra o, efa nitsangana hanohitra ahy ny mpiavonavona. Ny andian'olona mahery setra mifofo ny aiko. Tsy mba mihevitra Anao izy ireo. BSB BSB: The arrogant rise against me, O God; a band of ruthless men seeks my life; they have no regard for You.
15 ULB Fa Ianao, ry Tompo, Andriamanitra mpamindra fo sy be fahasoavana, mahari-po sady be famindram-po sy mendrim-pitokisana. BSB BSB: But You, O Lord, are a compassionate and gracious God, slow to anger, abounding in loving devotion and faithfulness.
16 ULB Itodiho aho ary manàna indra-fo amiko; omeo ny herinao ny mpanomponao; vonjeo ny zanaka lahin'ny ny mpanompovavinao. BSB BSB: Turn to me and have mercy; grant Your strength to Your servant; save the son of Your maidservant.
17 ULB Anehoy famantarana ny sitrakao aho. Ireo izay mankahala ahy dia hahita izany ary ho menatra satria Ianao, ry Yaveh, efa nanampy ahy sy nampionona ahy. BSB BSB: Show me a sign of Your goodness, that my enemies may see and be ashamed; for You, O LORD, have helped me and comforted me.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.