1 ULB Yaveh o, efa naneho sitraka tamin'ny taninao Ianao; efa naverinao tamin'ny laoniny ny fifalian'i Jakoba. BSB BSB: For the choirmaster. A Psalm of the sons of Korah. You showed favor to Your land, O LORD; You restored Jacob from captivity.
2 ULB Efa navelanao ny heloky ny olonao; efa nosaronanao ny otan'izy ireo rehetra. Sela BSB BSB: You forgave the iniquity of Your people; You covered all their sin. Selah
3 ULB Efa nanala ny fahaviniranao Ianao; efa niala tamin'ny hatezerana mahamay ianao. BSB BSB: You withheld all Your fury; You turned from Your burning anger.
4 ULB Ampodio izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay, ary aoka hiala aminay ny tsy fahafalianao. Ho tezitra aminay mandrakizay ve Ianao? BSB BSB: Restore us, O God of our salvation, and put away Your displeasure toward us.
5 ULB Hitoetra ho tezitra manerana ireo taranaka mandimby ho avy ve Ianao? BSB BSB: Will You be angry with us forever? Will You draw out Your anger to all generations?
6 ULB Tsy hamelona anay indray ve Ianao? Dia hifaly ao aminao ny vahoakanao. BSB BSB: Will You not revive us again, that Your people may rejoice in You?
7 ULB Asehoy anay ny famindram-ponao, ry Yaveh, tanteraho aminay ny famonjenao. BSB BSB: Show us Your loving devotion, O LORD, and grant us Your salvation.
8 ULB Hihaino izay lazain'i Yaveh Andriamanitra aho, fa Izy hihavana amin'ny olony, sy ireo mpanara-dià mahatokiny. Ary tsy hiverina amin'ny lalan'ny fahadalàna indray izy ireo. BSB BSB: I will listen to what God the LORD will say; for He will surely speak peace to His people and His saints; He will not let them return to folly.
9 ULB Ny famonjeny dia azo antoka fa eo akaikin'ireo izay matahotra Azy; ary hitoetra amin'ny taninay ny voninahitra. BSB BSB: Surely His salvation is near to those who fear Him, that His glory may dwell in our land.
10 ULB Nihaona ny fifanekena mahatoky sy faha mendreham-pitokisana; efa nifanoroka ny fahamarinana sy fiadanana. BSB BSB: Loving devotion and faithfulness have joined together; righteousness and peace have kissed.
11 ULB Miboiboika avy amin'ny tany ny fahamendreham-pitokisana, ary fahamarinana mitazana avy eny amin'ny lanitra. BSB BSB: Faithfulness sprouts from the earth, and righteousness looks down from heaven.
12 ULB Eny, Yaveh hanome ireo fitahiany tsara, ary hamokatra ny taninay. BSB BSB: The LORD will indeed provide what is good, and our land will yield its increase.
13 ULB Ny fahamarinana handeha eo anoloany, sady hanao lalana ho an'ny diany. BSB BSB: Righteousness will go before Him to prepare the way for His steps.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.