1 ULB Endrey ny hakanton'ny toerana izay hitoeranao, ry Yaveh tompon'ny maro! BSB BSB: For the choirmaster. According to Gittith. A Psalm of the sons of Korah. How lovely is Your dwelling place, O LORD of Hosts!
2 ULB Maniry fatratra ny kianjan'i Yaveh aho, efa nahareraka ahy ny faniriko izany. Ny foko sy ny momba ahy rehetra miantso mafy an'Andriamanitra velona. BSB BSB: My soul longs, even faints, for the courts of the LORD; my heart and my flesh cry out for the living God.
3 ULB Na ny fody aza efa nahita fonenana ho azy ary ny tsikirity nahita akany ho an'ny tenany mba hametrahany ny zanany eo akaikin'ireo alitaranao, ry Yaveh tompon'ny maro, mpanjakako, sy Andrimanitro. BSB BSB: Even the sparrow has found a home, and the swallow a nest for herself, where she places her young near Your altars, O LORD of Hosts, my King and my God.
4 ULB Ho tahiana ireo izay mitoetra ao an-tranonao; ary hidera Anao hatrany izy ireo. Sela BSB BSB: How blessed are those who dwell in Your house! They are ever praising You. Selah
5 ULB Hotahiana anie ny olona izay mahery ao aminao, izay manana ny lalanam-be miakatra mankany Ziona ao am-pony. BSB BSB: Blessed are those whose strength is in You, whose hearts are set on pilgrimage.
6 ULB Hahita loharano ho sotroina izy ireo, eny am-pamakivakiana ny Lohasahan-dRanomaso. Ny loha-orana handrako-pitahiana izany. BSB BSB: As they pass through the Valley of Baca, they make it a place of springs; even the autumn rain covers it with pools.
7 ULB Avy miha-mahery am-pandehanana izy ireo; ny tsirairay amin'izy rehetra dia miseho eo anatrehan'Andriamanitra any Ziona. BSB BSB: They go from strength to strength, until each appears before God in Zion.
8 ULB Yaveh Andriamanitra tompon'ny maro o, mandrenesa ny fivavako; ry Andriamanitr'i Jakoba o, henoy izay lazaiko! Sela BSB BSB: O LORD God of Hosts, hear my prayer; give ear, O God of Jacob. Selah
9 ULB Andriamanitra o, ambeno ny ampinganay; manehoa fiahiana ho an'ny voahosotrao. BSB BSB: Take notice of our shield, O God, and look with favor on the face of Your anointed.
10 ULB Fa ny andro iray ao an-kianajanao dia lehibe mihoatra ny arivo any an-kafa. Aleoko miandry ny varavaran'ny tranon'Andriamanitro, toy izay mitoetra ao an-dain'ny faharatsiana. BSB BSB: For better is one day in Your courts than a thousand elsewhere. I would rather be a doorkeeper in the house of my God than dwell in the tents of the wicked.
11 ULB Fa Yaveh Andriamanitra no masoandro sy ampinga ho anay; hanome fahasoavana sy voninahitra Yaveh; tsy hihazona zavatra tsara avy amin'ireo izay mandeha amin'ny mahitsy izy. BSB BSB: For the LORD God is a sun and a shield; the LORD gives grace and glory; He withholds no good thing from those who walk with integrity.
12 ULB Ry Yaveh tompon'ny maro o, sambatra ny olona izay mahatoky anao. BSB BSB: O LORD of Hosts, how blessed is the man who trusts in You!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.