1 ULB Andriamanitra o, aza mangina! Aza manao tsinontsinona anay ary mitoera fa aza mamitsaka, Andriamanitra o. BSB BSB: A song. A Psalm of Asaph. O God, be not silent; be not speechless; be not still, O God.
2 ULB Indro, manao fikomiana ireo fahavalonao, ary ireo izay mankahala anao dia efa nampitraka ny lohany. BSB BSB: See how Your enemies rage, how Your foes have reared their heads.
3 ULB Mitetika hanohitra ny olonao izy ireo ary niara-nikasa ny hanohitra ireo voaaronao. BSB BSB: With cunning they scheme against Your people and conspire against those You cherish,
4 ULB Efa niteny izy ireo hoe: "Avia, ary andeha isika hamotika azy ireo toy ny firenena iray. Ary dia tsy ho tsaroana intsony ny anaran'Israely." BSB BSB: saying, “Come, let us erase them as a nation; may the name of Israel be remembered no more.”
5 ULB Dia niara nitetika paik'ady iray izy ireo; ka nikambana hanohitra Anao. BSB BSB: For with one mind they plot together; they form an alliance against You—
6 ULB Isan'izany ireo lain'i Edoma sy ny Ismaelita, ary ny vahoakan'i Moaba sy ireo Hagrita, izay niara-niteti-dratsy tamin'i BSB BSB: the tents of Edom and the Ishmaelites, of Moab and the Hagrites,
7 ULB Gebala, Amona, Amaleka; ary isan'izany koa Filistia sy ireo mponin'ny Tyro. BSB BSB: of Gebal, Ammon, and Amalek, of Philistia with the people of Tyre.
8 ULB Nikambana tamin'izy ireo ihany koa Asyria; manampy ny taranak'i Lota izy ireo. Sela BSB BSB: Even Assyria has joined them, lending strength to the sons of Lot. Selah
9 ULB Ataovy amin'izy ireo tahaka ny nataonao tamin'i Mediana, ary tahaka ny nantaonao tamin'i Sisera sy tamin'i Jabina tao amin'ny ony Kisona. BSB BSB: Do to them as You did to Midian, as to Sisera and Jabin at the River Kishon,
10 ULB Maty tany En-doro izy ireo ary lasa tahaka ny zezika ho an'ny tany. BSB BSB: who perished at Endor and became like dung on the ground.
11 ULB Ataovy tahaka an'i Oreba sy Zeba ny mpanapak'izy ireo, ary tahaka an'i Zeba sy Zalmona ny andrian'izy ireo rehetra. BSB BSB: Make their nobles like Oreb and Zeeb, and all their princes like Zebah and Zalmunna,
12 ULB Hoy izy ireo hoe: "Andeha alaintsika ho antsika ny tany fihinanam-bilon'Andriamanitra." BSB BSB: who said, “Let us possess for ourselves the pastures of God.”
13 ULB Andriamanitro o, ataovy tahaka ny tadio, tahaka ny akofa eo anoloan'ny rivotra, BSB BSB: Make them like tumbleweed, O my God, like chaff before the wind.
14 ULB tahaka ny afo izay mandoro ny ala, ary tahaka ny lelan'afo izay mampirehitra ireo tendrombohitra izy ireo. BSB BSB: As fire consumes a forest, as a flame sets the mountains ablaze,
15 ULB Hazao amin'ny rivo-maherinao izy ireo, ary ampihorohoroy amin'ny tafio-drivotrao. BSB BSB: so pursue them with Your tempest, and terrify them with Your storm.
16 ULB Fenoy henatra ny tavan'izy ireo mba hitadiavany ny anaranao, ry Yaveh. BSB BSB: Cover their faces with shame, that they may seek Your name, O LORD.
17 ULB Ho menatra sy hangorohoro mandrakizay anie izy ireo; ary ho faty anaty fahafaham-baraka. BSB BSB: May they be ever ashamed and terrified; may they perish in disgrace.
18 ULB Ary dia ho fantatr'izy ireo fa Ianao irery ihany, ry Yaveh, no ilay Avo Indrindra manerana ny tany rehetra. BSB BSB: May they know that You alone, whose name is the LORD, are Most High over all the earth.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.