Psalm 82 82 Psalms Book 3 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Andriamanitra dia ao amin'ny fiangonana masina; eo afovoan'ireo andriamanitra izay omeny fitsarana. BSB BSB: A Psalm of Asaph. God presides in the divine assembly; He renders judgment among the gods:
2 ULB Mandra-pahoviana no hitsaranareo tsy ara-drariny sy haneho fiangarana amin'ny ratsy fanahy? Sela BSB BSB: “How long will you judge unjustly and show partiality to the wicked? Selah
3 ULB Arovy ny mahantra sy ny kamboty; omeo rariny ny ory sy ny malahelo. BSB BSB: Defend the cause of the weak and fatherless; uphold the rights of the afflicted and oppressed.
4 ULB Vonjeo ny mahantra sy ny ory; afaho amin'ny tanan'ny ratsy fanahy izy ireny. BSB BSB: Rescue the weak and needy; save them from the hand of the wicked.
5 ULB Tsy nahalala na nahatakatra akory izy ireo; nirenireny tao anaty aizina izy ireo; nirodana avokoa ireo fiorenan'ny tany rehetra." BSB BSB: They do not know or understand; they wander in the darkness; all the foundations of the earth are shaken.
6 ULB Hoy aho hoe: "Ianareo no andrimanitra, ary ianareo rehetra dia zanaky ny Avo Indrindra. BSB BSB: I have said, ‘You are gods; you are all sons of the Most High.’
7 ULB Na izany aza dia ho faty tahaka ny olona sy ho lavo tahaka ny iray amin'ireo andriana ihany ianareo." BSB BSB: But like mortals you will die, and like rulers you will fall.”
8 ULB 'Mitsangàna, Andriamanitra o, tsarao ny tany, fa manana lova amin'ny firenena rehetra Ianao. BSB BSB: Arise, O God, judge the earth, for all the nations are Your inheritance.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 82
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 82, and keep Opened free for readers who can’t pay.