1 ULB Mihirà mafy ho an'Andriamanitra herintsika; miantsoa mafy amin'ny hafaliana ho an'ilay Anandriamanitr'i Jakoba. BSB BSB: For the choirmaster. According to Gittith. Of Asaph. Sing for joy to God our strength; make a joyful noise to the God of Jacob.
2 ULB Venteso ny hira ary velezo ny ampongatapaka, ny lokanga mahafinaritra mbamin'ny valiha. BSB BSB: Lift up a song, strike the tambourine, play the sweet-sounding harp and lyre.
3 ULB Tsofy ny tandrok'anjomara amin'ny andron'ny volana vaovao, amin'ny andron'ny volana fenomanana, rehefa miantomboka ny andro firavoravoantsika. BSB BSB: Sound the ram’s horn at the New Moon, and at the full moon on the day of our Feast.
4 ULB Fa lalàna ho an'Israely izany, didy nomen'Andriamanitr'i Jakoba. BSB BSB: For this is a statute for Israel, an ordinance of the God of Jacob.
5 ULB Navoakany ho fitsipika ao amin'i Josefa izany rehefa nandeha nanohitra ny tany Egypta izy, rehefa nandrenesako feo izay tsy fatatro: BSB BSB: He ordained it as a testimony for Joseph when he went out over the land of Egypt, where I heard an unfamiliar language:
6 ULB Nesoriko ny enta-mavesatra teo an-tsorony, afaka tamin'ny fihazonana sobika ny tanany. BSB BSB: “I relieved his shoulder of the burden; his hands were freed from the basket.
7 ULB Niantso mafy tao anatin'ny alahelonao ianao, dia namonjy anao Aho; namaly anao tamin'ny kotro-drahona maizina Aho. Nitsapa anao tao amin'ny ranon'i Meriba Aho. Sela BSB BSB: You called out in distress, and I rescued you; I answered you from the cloud of thunder; I tested you at the waters of Meribah. Selah
8 ULB Mihainoa, ry vahoakako, fa hampitandrina anareo aho, ry Israely, raha mba nihaino Ahy mantsy ianareo! BSB BSB: Hear, O My people, and I will warn you: O Israel, if only you would listen to Me!
9 ULB Tsy tokony hisy andriamani-kafa eo aminareo; tsy mahazo manompo andriamani-kafa ianareo. BSB BSB: There must be no strange god among you, nor shall you bow to a foreign god.
10 ULB Izaho no Yaveh Andriamanitrareo, izay nitondra anareo niala avy tany amin'ny tany Egypta. Sokafy midanadana ny vavanareo, dia hameno izany Aho. BSB BSB: I am the LORD your God, who brought you up out of Egypt. Open wide your mouth, and I will fill it.
11 ULB Saingy tsy nihaino ny teniko ny oloko, tsy nankatò Ahy ny Israely. BSB BSB: But My people would not listen to Me, and Israel would not obey Me.
12 ULB Koa dia natolotro teo amin'ny hamafisan-dohan'izy ireo ihany izy ireo mba hahafahany manao izay hitany fa mety aminy. BSB BSB: So I gave them up to their stubborn hearts to follow their own devices.
13 ULB Indrisy, raha mba mihaino ahy ny oloko; indrisy, raha mba andeha tamin'ny lalako ny oloko. BSB BSB: If only My people would listen to Me, if Israel would follow My ways,
14 ULB Dia haringako faingana ny fahavalon'izy ireo ary ahinjitro hanohitra ny mpampahory azy ireo ny tanako. BSB BSB: how soon I would subdue their enemies and turn My hand against their foes!
15 ULB Enga anie ireo izay manakahala an'i Yaveh hiankohoka amin-tahotra eo anatrehany! BSB BSB: Those who hate the LORD would feign obedience, and their doom would last forever.
16 ULB Ho menatra mandrakizay anie izy ireo. Ho fahanako vary tsara indrindra ny Israely; homeko fahafaham-po amin'ny tantely avy amin'ny vatolampy ianareo." BSB BSB: But I would feed you the finest wheat; with honey from the rock I would satisfy you.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.