1 ULB Mihainoa, ry mpiandry ny Israely, Ianao izay mitarika an'i Josefa ho toy ny andian'ondry; Ianao izay mipetraka eo ambonin'ny Kerobima, mamirapirata eo aminay! BSB BSB: For the choirmaster. To the tune of “The Lilies of the Covenant.” A Psalm of Asaph. Hear us, O Shepherd of Israel, who leads Joseph like a flock; You who sit enthroned between the cherubim, shine forth
2 ULB Eo imason'i Efraima sy Benjamina ary Manase, ampiharo ny fahefanao; tongava ka vonjeo izahay. BSB BSB: before Ephraim, Benjamin, and Manasseh. Rally Your mighty power and come to save us.
3 ULB Andriamanitra o, ampodio izahay; ampamirapirato aminay ny tavanao, dia ho voavonjy izahay. BSB BSB: Restore us, O God, and cause Your face to shine upon us, that we may be saved.
4 ULB Ry Yaveh Andriamanitra tompon'ny maro, mandra-pahoviana Ianao no ho tezitra amin'ny olonao raha mivavaka izy ireo? BSB BSB: O LORD God of Hosts, how long will Your anger smolder against the prayers of Your people?
5 ULB Ianao efa namahana azy ireo tamin'ny mofon-dranomaso ary nanome azy ireo ranomaso be dia be hosotroiny. BSB BSB: You fed them with the bread of tears and made them drink the full measure of their tears.
6 ULB Manao anay ho zavatra hifandirana ho an'ny namanay aminay Ianao, ary ny fahavalonay mihomehy ny momba anay eo amin'izy ireo. BSB BSB: You make us contend with our neighbors; our enemies mock us.
7 ULB Ry Andriamanitra tompon'ny maro o, ampodio izahay; ampamirapirato aminay ny tavanao, dia ho voavonjy izahay. BSB BSB: Restore us, O God of Hosts, and cause Your face to shine upon us, that we may be saved.
8 ULB Ianao nitondra voaloboka avy any Egypta; ka nandroaka ireo firenena sy namboly izany. BSB BSB: You uprooted a vine from Egypt; You drove out the nations and transplanted it.
9 ULB Nanadio ny tany ho amin'izany Ianao; nitombo faka izany ka nameno ny tany. BSB BSB: You cleared the ground for it, and it took root and filled the land.
10 ULB Ireo tendrombohitra dia voarakotry ny alokalony, ireo Sederan'Andriamanitra alofan'ny sampany. BSB BSB: The mountains were covered by its shade, and the mighty cedars with its branches.
11 ULB Naparitany hatrany amin'ny ranomasina ireo sampany ary ny sakeliny tamin'ny Ony Efroata. BSB BSB: It sent out its branches to the Sea, and its shoots toward the River.
12 ULB Nahoana no noravanao ny mandany mba hiotazan'ireo mandalo rehetra ny voany. BSB BSB: Why have You broken down its walls, so that all who pass by pick its fruit?
13 ULB Ireo lambo avy any an'ala manimba izany, ary ny bibin'ny saha mihinana izany. BSB BSB: The boar from the forest ravages it, and the creatures of the field feed upon it.
14 ULB Miverena, ry Andriamanitry tompon'ny maro; tsinjovy avy eny an-danitra ka hevero sy karakarao ity voaloboka ity. BSB BSB: Return, O God of Hosts, we pray! Look down from heaven and see! Attend to this vine—
15 ULB Ity no faka izay novolen'ny tananao ankavanana, ny sampany izay nampanirinao. BSB BSB: the root Your right hand has planted, the son You have raised up for Yourself.
16 ULB Nodorana izany ary voakapa; maty nohon'ny fibedesanao izy ireo. BSB BSB: Your vine has been cut down and burned; they perish at the rebuke of Your countenance.
17 ULB Ny tananao anie ho eo amin'ny olon'ny tananao ankavanana, ho eo amin'ny zanaky ny olona izay nampaherezinao ho Anao. BSB BSB: Let Your hand be upon the man at Your right hand, on the son of man You have raised up for Yourself.
18 ULB Dia tsy hiala Aminao izahay; velomy indray izahay, dia hiantso ny anaranao. BSB BSB: Then we will not turn away from You; revive us, and we will call on Your name.
19 ULB Ry Yaveh Andriamanitra tompon'ny maro, ampodio izahay, ampamirapirato aminay ny tavanao, dia ho voavonjy izahay. BSB BSB: Restore us, O LORD God of Hosts; cause Your face to shine upon us, that we may be saved.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.