1 ULB Andriamanitra o, firenen-kafa no efa tonga eo amin'ny lovanao; efa voaloton'izy ireo ny tempolinao masina; efa nanao an' i Jerosalema ho antontam-pandravana izy ireo. BSB BSB: A Psalm of Asaph. The nations, O God, have invaded Your inheritance; they have defiled Your holy temple and reduced Jerusalem to rubble.
2 ULB Efa nanome ireo fatin'ny mpanomponao ho sakafon'ny voron'ny habakabaka izy ireo, ny vatan'ireo olonao matoky ho an'ny bibin'ny tany. BSB BSB: They have given the corpses of Your servants as food to the birds of the air, the flesh of Your saints to the beasts of the earth.
3 ULB Efa nalatsak'izy ireo toy ny rano manodidina an'i Jerosalema ny ràn'izy ireo, ary tsy nisy olona mba handevina azy ireo. BSB BSB: They have poured out their blood like water all around Jerusalem, and there is no one to bury the dead.
4 ULB Tonga fahafaham-baraka ho an'ireo namanay izahay, eso sy fihomehezana ho an'ireo izay manodidina anay. BSB BSB: We have become a reproach to our neighbors, a scorn and derision to those around us.
5 ULB Mandra-pahoviana, ry Yaveh? Hijanona ho tezitra aminay mandrakizay ve Ianao? Mandra-paha rahoviana ny hatezeranao saro-piaro no handoro tahaka ny afo? BSB BSB: How long, O LORD? Will You be angry forever? Will Your jealousy burn like fire?
6 ULB Arotsahy amin'ireo firenena izay tsy mahalala anao sy amin'ireo fanjakana tsy manao ny fiantsoana amin'ny anaranao ny fahatezeranao. BSB BSB: Pour out Your wrath on the nations that do not acknowledge You, on the kingdoms that refuse to call on Your name,
7 ULB Fa efa nandevona an'i Jakoba sy nandrava ny tanànany izy ireo. BSB BSB: for they have devoured Jacob and devastated his homeland.
8 ULB Aza mihazona ny fahotan'ireo razambenay hanohitra anay; aoka ny asan'ny famindram-ponao no ho tonga aminay, fa tena osa izahay. BSB BSB: Do not hold past sins against us; let Your compassion come quickly, for we are brought low.
9 ULB Ampio izahay, ry Andriamanitry ny famonjenay, noho ny amin'ny voninahitry ny anaranao; vonjeo izahay ary mamelà ny helokay noho ny amin'ny anaranao. BSB BSB: Help us, O God of our salvation, for the glory of Your name; deliver us and atone for our sins, for the sake of Your name.
10 ULB Nahoana ireo firenena no tokony hiteny hoe: "Aiza ny Andriamanitr'izy ireo?" Aoka ny ràn'ny mpanomponao izay nalatsaka no hamaly faty ireo firenena eo anatrehan'ny masonao. BSB BSB: Why should the nations ask, “Where is their God?” Before our eyes, make known among the nations Your vengeance for the bloodshed of Your servants.
11 ULB Aoka ny fisenton'ireo gadra no ho tonga eo anoloanao; amin'ny fahalehibeazan'ny fahefanao no hihazonana ireo zanaky ny fahafatesana ho velona. BSB BSB: May the groans of the captives reach You; by the strength of Your arm preserve those condemned to death.
12 ULB Valio impito heny eo am-pofoan'ireo firenena akaiky anay mihoatra ny faniratsirana izay efa naniratsirany Anao, ry Tompo. BSB BSB: Pay back into the laps of our neighbors sevenfold the reproach they hurled at You, O Lord.
13 ULB Fa izahay olonao sy ondry fiandrinao dia hanatitra fisaorana Anao mandrakizay. Hanambara fiderana Anao izahay amin'ireo taranaka rehetra. BSB BSB: Then we Your people, the sheep of Your pasture, will thank You forever; from generation to generation we will declare Your praise.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.