1 ULB Ry Yaveh, Andriamanitry ny famonjena ahy, hitomany mafy eo anatrehanao andro aman'alina aho. BSB BSB: A song. A Psalm of the sons of Korah. For the choirmaster. According to Mahalath Leannoth. A Maskil of Heman the Ezrahite. O LORD, the God of my salvation, day and night I cry out before You.
2 ULB Mihainoa ny fivavako; henoy ny fitarainako. BSB BSB: May my prayer come before You; incline Your ear to my cry.
3 ULB Fa feno fahorianana aho, fa nahatratra ny Fiainan-tsy hita ny aiko. BSB BSB: For my soul is full of troubles, and my life draws near to Sheol.
4 ULB Ny olona mihevitra ahy toy ireo izay midina any an-davaka; lehilahy tsy mba manan-kery aho. BSB BSB: I am counted among those descending to the Pit. I am like a man without strength.
5 ULB Navela niaraka tamin'ireo maty aho; izaho dia toy ny maty ao am-pasana, momban'izay tsy nirarahianao intsony satria nesorina niala tamin'ny herinao izy ireo. BSB BSB: I am forsaken among the dead, like the slain who lie in the grave, whom You remember no more, who are cut off from Your care.
6 ULB Napetrakao tany amin'ny farany ambanin'ny lavaka, ao amin'ny aizina sy toerana lalina aho. BSB BSB: You have laid me in the lowest Pit, in the darkest of the depths.
7 ULB Mavesatra amiko ny fahatezeranao, ary mianjera eto amiko ny onjanao rehetra. Sela BSB BSB: Your wrath weighs heavily upon me; all Your waves have submerged me. Selah
8 ULB Noho Ianao, dia mandositra ahy ireo akaiky ahy. Efa nataonao fijery manafitohina azy ireo aho. Voafandrika aho ary tsy afaka hitsoaka. BSB BSB: You have removed my friends from me; You have made me repulsive to them; I am confined and cannot escape.
9 ULB Mihareraky ny fahoriana ny masoko; hiantso Anao amin'ny andro lava rehetra aho, ry Yaveh, velariko ho anao ny tanako. BSB BSB: My eyes grow dim with grief. I call to You daily, O LORD; I spread out my hands to You.
10 ULB Hanao zava-mahagaga ho an'ny maty ve Ianao? Ireo izay efa maty ve hitsangana ary hidera Anao? Sela BSB BSB: Do You work wonders for the dead? Do departed spirits rise up to praise You? Selah
11 ULB Hambara ao am-pasana ve ny famindram-ponao, ary ny tsy fivadihanao any amin'ny toeran'ny maty? BSB BSB: Can Your loving devotion be proclaimed in the grave, Your faithfulness in Abaddon?
12 ULB Ho fantatra any amin'ny aizina ve ireo asa mahagaganao, na ny fahamarinanao any amin'ny toeran'ny fanadinoana? BSB BSB: Will Your wonders be known in the darkness, or Your righteousness in the land of oblivion?
13 ULB Fa mitomany aminao aho, ry Yaveh; ho tonga eo anatrehanao ny fivavako nony maraina. BSB BSB: But to You, O LORD, I cry for help; in the morning my prayer comes before You.
14 ULB Ry Yaveh, nahoana aho no lavinao? Nahoana no afeninao amiko ny tavanao? BSB BSB: Why, O LORD, do You reject me? Why do You hide Your face from me?
15 ULB Efa nampahoriana foana aho ary saika tamin'ny fahafatesana ny fahatanorako. Nampijalian'ny horohoronao aho; dia mamoy fo. BSB BSB: From my youth I was afflicted and near death. I have borne Your terrors; I am in despair.
16 ULB Efa nandalo teo amiko ny fihetsika nentin-katezerana. Ary efa nandringana ahy ireo asa mampihorohoronao. BSB BSB: Your wrath has swept over me; Your terrors have destroyed me.
17 ULB Nandifotra ahy toy ny rano amin'ny andro lava rehetra izy ireo; efa nanodidina ahy avokoa izy ireo. BSB BSB: All day long they engulf me like water; they enclose me on every side.
18 ULB Efa nalavirinao tamiko ny sakaiza sy ny akaiky ahy rehetra. Ary ny fahamaizinana ihany no hany akaiky ahy. BSB BSB: You have removed my beloved and my friend; darkness is my closest companion.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.