1 ULB Zavatra tsara ny manome fisaorana an'i Yaveh sy ny mihira fiderana ho an'ny anaranao, ry Avo Indrindra, BSB BSB: A Psalm. A song for the Sabbath day. It is good to praise the LORD, and to sing praises to Your name, O Most High,
2 ULB hanambarana ny fanekenao mahatoky nony maraina sy ny fahamarinanao isak'alina, BSB BSB: to proclaim Your loving devotion in the morning and Your faithfulness at night
3 ULB amin'ny valiha tory folo sy ny feon-kiran-dokanga. BSB BSB: with the ten-stringed harp and the melody of the lyre.
4 ULB Fa Ianao, ry Yaveh, nampifaly ahy tamin'ny alalan'ireo asanao. Hihira fifaliana ho Anao aho noho ireo asan'ny tananao. BSB BSB: For You, O LORD, have made me glad by Your deeds; I sing for joy at the works of Your hands.
5 ULB Endrey ny halehiben'ireo asanao, ry Yaveh! Lalina tokoa ny fisainanao. BSB BSB: How great are Your works, O LORD, how deep are Your thoughts!
6 ULB Tsy mahalala ny olon-kentrina, na ny adala hahatakatra izao: BSB BSB: A senseless man does not know, and a fool does not understand,
7 ULB Rehefa mitsiry toy ny ahitra ny ratsy fanahy, ary na dia miroborobo aza ny mpanao ratsy, dia mbola ho rava any amin'ny fahapotehana mandrakizay. BSB BSB: that though the wicked sprout like grass, and all evildoers flourish, they will be forever destroyed.
8 ULB Fa Ianao, ry Yaveh, dia hanjaka mandrakizay. BSB BSB: But You, O LORD, are exalted forever!
9 ULB Eny tokoa, jereo ireo fahavalonao, ry Yaveh! Eny tokoa, jereo ireo fahavolanao. Ho faty izy ireo! Ary ireo izay manao ratsy rehetra hiparitaka. BSB BSB: For surely Your enemies, O LORD, surely Your enemies will perish; all evildoers will be scattered.
10 ULB Nanandratra ny tandroko toy ny tandrok'omby Ianao; voahosotra tamin'ny menaka vaovao aho. BSB BSB: But You have exalted my horn like that of a wild ox; with fine oil I have been anointed.
11 ULB Efa nahita ny fahalavoan'ireo fahavaloko ny masoko; efa nandre ny fara-andron'ireo fahavaloko ratsy ny sofiko. BSB BSB: My eyes see the downfall of my enemies; my ears hear the wailing of my wicked foes.
12 ULB Ny marina dia haniry toy ny hazon-drofia; haniry toy ny sedara any Libanona izany. BSB BSB: The righteous will flourish like a palm tree, and grow like a cedar in Lebanon.
13 ULB Novolena tao an-tranon'i Yaveh ireo; ary maniry ao amin'ireo kianjan'Andriamanintsika. BSB BSB: Planted in the house of the LORD, they will flourish in the courts of our God.
14 ULB Hamoa voa izy ireo na dia rehefa antitra aza; ary hijanona ho vao sy maitso, BSB BSB: In old age they will still bear fruit; healthy and green they will remain,
15 ULB mba hanambarana fa mahitsy Yaveh. Izy no vatolampiko, ary tsy misy tsy fahamarinana ao Aminy. BSB BSB: to proclaim, “The LORD is upright; He is my Rock, and in Him there is no unrighteousness.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.