1 ULB Ry Yaveh, Andriamanitra mamaly faty, Andriamanitra mamaly faty, mamirapiràta eo aminay. BSB BSB: O LORD, God of vengeance, O God of vengeance, shine forth.
2 ULB Mitsangàna, ry mpitsaran'ny tany, omeo ny mpirehareha izay mendrika azy ireo. BSB BSB: Rise up, O Judge of the earth; render a reward to the proud.
3 ULB Mandra-pahoviana ny ratsy fanahy, ry Yaveh, mandra-pahoviana ny ratsy fanahy no BSB BSB: How long will the wicked, O LORD, how long will the wicked exult?
4 ULB hiravoravo? Mandraraka ny teny fiavonavonany izy ireo; izay rehetra manao ratsy mieboebo avokoa. BSB BSB: They pour out arrogant words; all workers of iniquity boast.
5 ULB Notorotoroin'izy ireo ny olonao, ry Yaveh; mampahory ny firenena izay Anao izy ireo. BSB BSB: They crush Your people, O LORD; they oppress Your heritage.
6 ULB Mamono ny mpitondratena sy vahiny izay miaina any amin'ny fireneny izy ireo, ary mamono ireo kamboty ray. BSB BSB: They kill the widow and the foreigner; they murder the fatherless.
7 ULB Hoy izy ireo hoe: "Tsy hahita Yaveh, ary ilay Andriamanitr'i Jakoba dia tsy hatsikaritra izany." BSB BSB: They say, “The LORD does not see; the God of Jacob pays no heed.”
8 ULB Mahatakàra, ianareo ry olona tsy misaina! Ianareo adala, rahoviana ianareo no mba hianatra? BSB BSB: Take notice, O senseless among the people! O fools, when will you be wise?
9 ULB Izy izay nanao ny sofina, moa ve tsy maheno Izy? Izy izay nanao ny maso, moe ve tsy mahita Izy? BSB BSB: He who affixed the ear, can He not hear? He who formed the eye, can He not see?
10 ULB Izy izay mifehy ireo firenena, moa ve tsy manitsy izy? Izy ilay manome fahalalana ny olona. BSB BSB: He who admonishes the nations, does He not discipline? He who teaches man, does He lack knowledge?
11 ULB Yaveh mahalala ny sain'ny olona, fa zava-poana izy ireo. BSB BSB: The LORD knows the thoughts of man, that they are futile.
12 ULB Sambatra izay ampianarinao, ry Yaveh, ilay ampianarinao avy amin'ny lalànao. BSB BSB: Blessed is the man You discipline, O LORD, and teach from Your law,
13 ULB Nomenao fitsaharana izy tamin'ny fotoan'ny olana mandra-pihady lavaka ho an'ny ratsy fanahy. BSB BSB: to grant him relief from days of trouble, until a pit is dug for the wicked.
14 ULB Fa Yaveh tsy hahafoy ny olony na handao ny lovany. BSB BSB: For the LORD will not forsake His people; He will never abandon His heritage.
15 ULB Fa ny fitsaràna dia ho marina indray; ary ireo rehetra izay mahitsy fo dia hanaraka izany. BSB BSB: Surely judgment will again be righteous, and all the upright in heart will follow it.
16 ULB Iza no hitsangana hiaro ahy amin'ireo mpanao ratsy? Iza no hijoro ho ahy hanohitra ny ratsy fanahy? BSB BSB: Who will rise up for me against the wicked? Who will stand for me against the workers of iniquity?
17 ULB Raha tsy Yaveh no nanampy ahy, dia efa saika nitsilany tany amin'ny toeran'ny fahanginana aho toy izay. BSB BSB: Unless the LORD had been my helper, I would soon have dwelt in the abode of silence.
18 ULB Rehefa niteny aho hoe: "Mangozohozo ny tongotro," dia nanohana ahy, ny famindram-ponao, ry Yaveh. BSB BSB: If I say, “My foot is slipping,” Your loving devotion, O LORD, supports me.
19 ULB Rehefa maro ny ahiahiako, dia mampifaly ahy ireo fampiononanao. BSB BSB: When anxiety overwhelms me, Your consolation delights my soul.
20 ULB Afaka miaraka aminao ve ny seza fiandrianan'ny faharavana, ilay mamorona ny tsy rariny amin'ny alalan'ny lalàna? BSB BSB: Can a corrupt throne be Your ally—one devising mischief by decree?
21 ULB Niara-nitetika izy ireo mba hifofoana ny ain'ny marina ary manameloka ho faty ireo tsy manan-tsiny. BSB BSB: They band together against the righteous and condemn the innocent to death.
22 ULB Fa Yaveh no efa tilikamboko avo, ary vatolampy fialofako ny Andriamanitro. BSB BSB: But the LORD has been my stronghold, and my God is my rock of refuge.
23 ULB Hitondra ny helok'izy ireo eo aminy Izy ary handringana azy ireo amin'ny faharatsiany manokana. Hamono azy ireo Yaveh Andriamanintsika. BSB BSB: He will bring upon them their own iniquity and destroy them for their wickedness. The LORD our God will destroy them.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.