1 ULB Avia, aoka isika hihira ho an'i Yaveh; aoka isika hihira am-pifaliana ho an'ilay vatolampin'ny famonjena antsika. BSB BSB: Come, let us sing for joy to the LORD; let us shout to the Rock of our salvation!
2 ULB Aoka isika hiditra amin'ny fanatrehany amin'ny fisaorana; aoka isika hihira ho Azy amin'ny salamo fiderana. BSB BSB: Let us enter His presence with thanksgiving; let us make a joyful noise to Him in song.
3 ULB Fa Yaveh no Andriamanitra lehibe sy Mpanjaka lehibe ambonin'andriamanitra rehetra. BSB BSB: For the LORD is a great God, a great King above all gods.
4 ULB Eo an-tanany ireo fitoerana lalin'ny tany; Azy ireo fitoerana avon'ny tendrombohitra rehetra. BSB BSB: In His hand are the depths of the earth, and the mountain peaks belong to Him.
5 ULB Azy ny ranomasina, fa Izy no nanao izany, ary ny tanany no nahary ny tany maina. BSB BSB: The sea is His, for He made it, and His hands formed the dry land.
6 ULB Avia, aoka isika hanompo sy hiankohoka; aoka isika handohalika eo anatrehan'i Yaveh, mpahary antsika: BSB BSB: O come, let us worship and bow down; let us kneel before the LORD our Maker.
7 ULB Fa Izy no Andriamanitsika, ary vahoakan'ny fihinanam-bilony sy ondrin'ny tanany isika. Anio—enga anie ka ho henoinao ny feony! BSB BSB: For He is our God, and we are the people of His pasture, the sheep under His care. Today, if you hear His voice,
8 ULB Aza manamafy ny fonao, toy ny tao Meriba, na toy ny tamin'ny andron'i Masa tany an'efitra, BSB BSB: do not harden your hearts as you did at Meribah, in the day at Massah in the wilderness,
9 ULB izay nitsapana sy nanandraman'ireo razambenareo Ahy, na dia hitan'izy ireo aza ireo asako. BSB BSB: where your fathers tested and tried Me, though they had seen My work.
10 ULB Fa efapolo taona no tezitra tamin'izany taranaka izany Aho ka niteny hoe: 'Ity dia vahoaka manana fo mania; tsy nankatò Ahy izy ireo.' BSB BSB: For forty years I was angry with that generation, and I said, “They are a people whose hearts go astray, and they have not known My ways.”
11 ULB Noho izany dia nivoady tamin-katezerana Aho mba tsy hiditra ao amin'ny toeram-pitsaharako mihitsy izy ireny BSB BSB: So I swore on oath in My anger, “They shall never enter My rest.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.