1 ULB Mihirà fihiram-baovao ho an'i Yaveh, mihirà ho an'i Yaveh, ry tany rehetra. BSB BSB: Sing to the LORD a new song; sing to the LORD, all the earth.
2 ULB Mihirà ho an'i Yaveh, misaora ny Anarany; ambarao isan'andro isan'andro ny famonjeny. BSB BSB: Sing to the LORD, bless His name; proclaim His salvation day after day.
3 ULB Ambarao amin'ireo firenena ny voninahiny, ny asany mahagaga amin'ireo fierenena rehetra. BSB BSB: Declare His glory among the nations, His wonders among all peoples.
4 ULB Fa lehibe Yaveh ka tokony ho deraina indrindra. Tokony atahorana ambonin'ny andriamani-kafa rehetra Izy. BSB BSB: For great is the LORD, and greatly to be praised; He is to be feared above all gods.
5 ULB Fa sampy avokoa ireo andriamanitry ny firenena rehetra, fa Yaveh no nanao ny lanitra. BSB BSB: For all the gods of the nations are idols, but it is the LORD who made the heavens.
6 ULB Famirapiratana sy voninahitra no eo amin'ny fanatrehany. Hery sy hatsarana no ao amin'ny fitoerany masina. BSB BSB: Splendor and majesty are before Him; strength and beauty fill His sanctuary.
7 ULB Miderà an'i Yaveh, ianareo ry vahoaka, miderà an'i Yaveh nohon'ny voninahiny sy ny heriny. BSB BSB: Ascribe to the LORD, O families of the nations, ascribe to the LORD glory and strength.
8 ULB Omeo ny voninahitra mendrika ny anarany Yaveh. Mitondrà fanatitra ka tongava ao an-kianjany. BSB BSB: Ascribe to the LORD the glory due His name; bring an offering and enter His courts.
9 ULB Miankohofa eo amin'i Yaveh amin'ny fiakanjo manome voninahitra ny fahamasinany. Mangovita eo anatrehany, ry tany rehetra. BSB BSB: Worship the LORD in the splendor of His holiness; tremble before Him, all the earth.
10 ULB Mitenena amin'ireo firenena hoe: "Manjaka Yaveh." Voaorina ihany koa izao tontolo izao; tsy ho voahozongozona izany. Mitsara ara-drariny ireo olona Izy. BSB BSB: Declare among the nations: “The LORD reigns!” The world is firmly established; it cannot be moved; He will judge the peoples with equity.
11 ULB Aoka ho faly ny any an-danitra, ary aoka hiravoravo ny tany; Aoka hierona ny ranomasina ary hihiaka am-pifaliana izay mameno izany. BSB BSB: Let the heavens be glad and the earth rejoice; let the sea resound, and all that fills it.
12 ULB Aoka hifaly ireo saha sy izay rehetra ao aminy. Dia aoka hihiaka amin'ny hafaliana BSB BSB: Let the fields exult, and all that is in them. Then all the trees of the forest will sing for joy
13 ULB eo anatrehan'i Yaveh ireo hazo rehetra any an'al, fa tonga Izy. Tonga mba hitsara ny tany Izy. Hitsara izao tontolo izao amin'ny fahamarinana Izy ary ireo olona amin'ny fahatokiany. BSB BSB: before the LORD, for He is coming—He is coming to judge the earth. He will judge the world in righteousness and the peoples in His faithfulness.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.