1 ULB Manjaka Yaveh; aoka ny tany hifaly; aoka ny moron-tsiraka marobe ho ravo. BSB BSB: The LORD reigns, let the earth rejoice; let the distant shores be glad.
2 ULB Rahona sy aizina no manodidina Azy. Fahamarinana sy rariny no fiorenan'ny seza fiandrianany. BSB BSB: Clouds and darkness surround Him; righteousness and justice are His throne’s foundation.
3 ULB Afo no mandalo eo anoloany ka mandevona ireo mpifanandrina aminy amin'ny lafiny rehetra. BSB BSB: Fire goes before Him and consumes His foes on every side.
4 ULB Manazava izao tontolo izao ny tselany; mahita izany ny tany ka mihorohoro. BSB BSB: His lightning illuminates the world; the earth sees and trembles.
5 ULB Miempo tahaka ny savoka eo anatrehan'i Yaveh, ilay Tompon'ny tany manontolo, ireo tendrombohitra. BSB BSB: The mountains melt like wax at the presence of the LORD, before the Lord of all the earth.
6 ULB Manambara ny fahamarinany ireo habakabaka, ary mahita ny voninahiny ny firenena rehetr. BSB BSB: The heavens proclaim His righteousness; all the peoples see His glory.
7 ULB Ho menatra ireo rehetra izay manompo sarin-javatra voasokitra, ireo izay mirehareha amin'ny sampy tsy misy dikany—miankohofa eo aminy, ianareo ry andriamanitra rehetra! BSB BSB: All worshipers of images are put to shame—those who boast in idols. Worship Him, all you gods!
8 ULB Naheno ny Ziona ka dia faly. Ary nifaly ny tanànan'i Joda noho ireo didinao marina, ry Yaveh. BSB BSB: Zion hears and rejoices, and the towns of Judah exult because of Your judgments, O LORD.
9 ULB Fa ianao, ry Yaveh, no avo indrindra ambonin'ny tany rehetra. Asandratra avo indrindra ambonin'ireo andriamanitra rehetra Ianao. BSB BSB: For You, O LORD, are Most High over all the earth; You are exalted far above all gods.
10 ULB Ianao izay tia an'i Yaveh, mankahalà ratsy! Miaro ny ain'ireo olony masina Izy, ka maka azy ireo tsy ho eo an-tanan'ny ratsy fanahy. BSB BSB: Hate evil, O you who love the LORD! He preserves the souls of His saints; He delivers them from the hand of the wicked.
11 ULB Nafafy tamin'ny marina ny fahazavana ary ny fifaliana ho an'ireo mahitsy fo. BSB BSB: Light shines on the righteous, gladness on the upright in heart.
12 ULB Meteza hifaly ao amin'i Yaveh, ianareo olo-marina; ary manolora fisaorana rehefa mahatsiaro ny fahamasinany ianareo. BSB BSB: Rejoice in the LORD, you righteous ones, and praise His holy name.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.