Psalm 99 99 Psalms Book 4 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Manjaka Yaveh; aoka hangovitra ireo firenena. Mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana eo ambonin'ny Kerobima Izy; mihorohoro ny tany. BSB BSB: The LORD reigns; let the nations tremble! He is enthroned above the cherubim; let the earth quake!
2 ULB Lehibe ao Ziona i Yaveh; asandratra ambonin'ireo firenena rehetra Izy. BSB BSB: Great is the LORD in Zion; He is exalted above all the peoples.
3 ULB Aoka izy ireny hidera ny anaranao lehibe sy mampahatahotra; Masina Izy. BSB BSB: Let them praise Your great and awesome name—He is holy!
4 ULB Mahery ny mpanjaka, ary tia rariny Izy. Efa nampitoetra rariny Ianao; efa nanao fahamarinana sy fahitsiana tamin'i Jakoba Ianao. BSB BSB: The mighty King loves justice. You have established equity; You have exercised justice and righteousness in Jacob.
5 ULB Derao Yaveh Andriamanitsika ary tompoy eo amin'ny fitoeran-tongony Izy. Masina Izy. BSB BSB: Exalt the LORD our God, and worship at His footstool; He is holy!
6 ULB Isan'ireo mpisorony i Mosesy sy Arona, ary Samoela isan'ireo izay niovavaka taminy. Nivavaka tamin'i Yaveh izy ireo, ka dia namaly azy ireo Izy. BSB BSB: Moses and Aaron were among His priests; Samuel was among those who called on His name. They called to the LORD and He answered.
7 ULB Niteny tamin'izy ireo tamin'ny alalan'ny andry rahona Izy. Nihazona ny didiny masina izy ireo ary ny lalàna izay efa nomeny ho azy ireo. BSB BSB: He spoke to them from the pillar of cloud; they kept His decrees and the statutes He gave them.
8 ULB Namaly azy ireo Ianao, ry Yaveh Andriamanitray. Andriamanitra mpamela heloka Ianao tamin'izy ireo, nefa Ilay nanasazy tamin'ny fahotany. BSB BSB: O LORD our God, You answered them. You were a forgiving God to them, yet an avenger of their misdeeds.
9 ULB Miderà an'i Yaveh Andriamanitsika, ary manompoa Azy ao amin'ny tendrombohiny masina, fa Yaveh Andriamanitsika dia Masina. BSB BSB: Exalt the LORD our God and worship at His holy mountain, for the LORD our God is holy.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 99
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 99, and keep Opened free for readers who can’t pay.