1 ULB Ary nahita bibi-dia aho niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanana tandroka folo izany ary loha fito. Teo amin'ny tandrony dia nisy diadema folo, ary teo amin'ny lohany dia nisy anarana fitenenan-dratsy avy. BSB BSB: Then I saw a beast with ten horns and seven heads rising out of the sea. There were ten royal crowns on its horns and blasphemous names on its heads.
2 ULB Ilay bibi-dia izay hitako dia tahaka ny leoparda. Ny tongony dia tahaka ny tongotra bera, ary ny vavany dia tahakan'ny vavan'ny liona. Ilay dragona nanome azy ny heriny, ny seza fiandrianany, ary ny fahefany lehibe hanapaka. BSB BSB: The beast I saw was like a leopard, with the feet of a bear and the mouth of a lion. And the dragon gave the beast his power and his throne and great authority.
3 ULB Ny lohan'ilay bibi-dia anankiray dia toa efa maty, kanefa sitrana ilay ratra saika nahafaty azy. Ary gaga ny tany rehetra ka nanaraka ilay bibi-dia. BSB BSB: One of the heads of the beast appeared to have been mortally wounded. But the mortal wound was healed, and the whole world marveled and followed the beast.
4 ULB Ary dia niankohoka koa teo amin'ilay dragona izy ireo, satria izy no nanome ny fahefany ho an'ny bibi-dia. Niankohaka teo amin'ilay bibi-dia, koa, izy ireo, ary niteny hoe: "Iza no tahakan'ny bibi-dia?" ary "Iza no afaka miady aminy?" BSB BSB: They worshiped the dragon who had given authority to the beast, and they worshiped the beast, saying, “Who is like the beast, and who can wage war against it?”
5 ULB Nomena vava izay afaka miteny fireharehana sy fitenenan-dratsy ilay bibi-dia. Nomena alalana izy mba hampihatra fahefana mandritran'ny efatra ambi-efapolo volana. BSB BSB: The beast was given a mouth to speak arrogant and blasphemous words, and authority to act for 42 months.
6 ULB Ary nanokatra ny vavany hiteny ratsy an'Andriamanitra ilay bibi-dia: niteny ratsy ny anarany, ny toerana izay honenany ary ireo izay mipetraka ao an-danitra. BSB BSB: And the beast opened its mouth to speak blasphemies against God and to slander His name and His tabernacle—those who dwell in heaven.
7 ULB Navela hiady tamin'ireo mpino ary handresy azy ireo ilay bibi-dia. Ary koa, ny fahefana dia nomena azy manerana ny foko, ny olona, ny fiteny, ary ny firenena rehetra. BSB BSB: Then the beast was permitted to wage war against the saints and to conquer them, and it was given authority over every tribe and people and tongue and nation.
8 ULB Hiankohoka eo aminy ireo rehetra izay monina ambonin'ny tany, ireo izay tsy voasoratra anarana, nandritran'ny famoronana izao tontolo izao, ao amin'ny Bokin'ny Fiainana, izay an'ny Zanak'ondry, izay efa novonoina. BSB BSB: And all who dwell on the earth will worship the beast—all whose names have not been written from the foundation of the world in the Book of Life belonging to the Lamb who was slain.
9 ULB Raha misy manan-tsofina, aoka izy hihaino. BSB BSB: He who has an ear, let him hear:
10 ULB Raha misy nalaina babo, dia handeha amin'ny fahababona izy. Raha misy novonoina tamin'ny sabatra, amin'ny sabatra no hamonoana azy. Ity no antso ho an'ny faharetana ary finoana ho an'ireo izay masina. BSB BSB: “If anyone is destined for captivity, into captivity he will go; if anyone is to die by the sword, by the sword he must be killed.” Here is a call for the perseverance and faith of the saints.
11 ULB Ary nahita bibi-dia hafa aho niakatra avy tamin'ny tany. Izany dia nanana tandroka roa tahakan'ny zanak'ondry, ary niteny tahakan'ny dragona. BSB BSB: Then I saw another beast rising out of the earth. This beast had two horns like a lamb, but spoke like a dragon.
12 ULB Nampihariny avokoa ny fahefana rehetra an'ilay bibi-dia voalohany eo anatrehany, ary ny tany sy ireo izay monina eo aminy dia asainy miankohoka eo amin'ilay bibi-dia voalohany— ilay iray izay sitrana tamin'ny ratra saika nahafaty azy. BSB BSB: And this beast exercised all the authority of the first beast and caused the earth and those who dwell in it to worship the first beast, whose mortal wound had been healed.
13 ULB Nanao fahagagana maro lehibe izy. Nampidina afo avy any an-danitra ho amin'ny tany teo anoloan'ny olona. BSB BSB: And the second beast performed great signs, even causing fire from heaven to come down to earth in the presence of the people.
14 ULB Tamin'ny alalan'ny famantarana dia nomena alalana anao izany, namitaka an'ireo izay monina ambonin'ny tany izany. Niteny tamin'izy ireo izany mba hanambotra sary ho voninahitry ny bibi-dia izay voaratran'ny sabatra nefa velona. BSB BSB: Because of the signs it was given to perform on behalf of the first beast, it deceived those who dwell on the earth, telling them to make an image to the beast that had been wounded by the sword and yet had lived.
15 ULB Navela asiana aina ny sarin'ny bibi-dia mba ahafahan'ilay sary miteny ary izay rehetra tsy manaiky miankohoka amin'ilay bibi-dia dia novonoina. BSB BSB: The second beast was permitted to give breath to the image of the first beast, so that the image could speak and cause all who refused to worship it to be killed.
16 ULB Nanery ny tsirairay ihany koa izany, na ny kely na ny lehibe, na ny manankarena na ny mahantra, na ny tsy andevo na ny andevo, dia mandray ny marika eo amin'ny tanana ankavanana na oe amin'ny andrina. BSB BSB: And the second beast required all people, small and great, rich and poor, free and slave, to receive a mark on their right hand or on their forehead,
17 ULB Tsy hisy olona mahazo mividy na mivarotra mandra-pahazony ny mariky ny bibi-dia, izany dia ny isan'ny fanehoana ny anarany. BSB BSB: so that no one could buy or sell unless he had the mark—the name of the beast or the number of its name.
18 ULB Izany dia mitaky fahendrena. Raha misy olona manan-tsaina, aoka izy hanisa ny isan'ny bibi-dia. Fa izany dia isan'ny olona. Izany isa izany dia 666. BSB BSB: Here is a call for wisdom: Let the one who has insight calculate the number of the beast, for it is the number of a man, and that number is 666.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.