2 ULB Nandre feo avy any an-danitra toy ny firohondrohon'ny rano maro sy kotroka mafy aho. Ny feo reko ihany koa dia toy ny mpitendry lokanga mitendry ny lokangany. BSB BSB: And I heard a sound from heaven like the roar of many waters and the loud rumbling of thunder. And the sound I heard was like harpists strumming their harps.
3 ULB Nihira hira vaovao teo anoloan'ny seza fiandrianana sy teo anoloan'ireo zava-manan'aina efatra sy ireo loholona izy ireo. Tsy nisy na iza na iza afaka nianatra ny hira afa-tsy ireo 144. 000 izay novidiana avy teto an-tany ihany. BSB BSB: And they sang a new song before the throne and before the four living creatures and the elders. And no one could learn the song except the 144,000 who had been redeemed from the earth.
5 ULB Tsy nisy lainga hita teo amin'ny molotr'izy ireo, tsy manan-tsiny izy ireo. BSB BSB: And no lie was found in their mouths; they are blameless.
6 ULB Nahita anjely hafa nanidina ambony aho, izay nanana ny hafatra mandrakizain'ny vaovao mahafaly hambara amin'ireo izay miaina ambonin'ny tany- amin'ny firenena, foko, fiteny, ary ny olona rehetra. BSB BSB: Then I saw another angel flying overhead, with the eternal gospel to proclaim to those who dwell on the earth—to every nation and tribe and tongue and people.
7 ULB Niantso tamin'ny feo mafy izy hoe: "Matahora an'Andriamanitra ary manomeza voninahitra Azy. Fa tonga ny oran'ny fitsarany. Mivavaha Aminy, ny iray izay nanao ny lanitra, ny tany, ny ranomasina, ary ny loharano." BSB BSB: And he said in a loud voice, “Fear God and give Him glory, because the hour of His judgment has come. Worship the One who made the heavens and the earth and the sea and the springs of waters.”
8 ULB Nisy anjely hafa- ny anjely faharoa- nanaraka niteny hoe: "Nianjera, nianjera Babylona lehibe, izay nandresy lahatra ireo firenena rehetra mba hisotro ny divain'ny fitondran-tena malotony." BSB BSB: Then a second angel followed, saying, “Fallen, fallen is Babylon the great, who has made all the nations drink the wine of the passion of her immorality.”
9 ULB Nisy anjely hafa- anjely fahatelo- nanaraka azy ireo, niteny tamin'ny feo mafy hoe: "Raha misy mivavaka amin'ny ny bibidia sy ny sariny, ary mandray ny marika eo amin'ny handriny na eo amin'ny tanany, BSB BSB: And a third angel followed them, calling out in a loud voice, “If anyone worships the beast and its image and receives its mark on his forehead or on his hand,
10 ULB dia hisotro ny sasany amin'ny divain'ny fahatezeran'Andriamanitra ihany koa izy, divay tsy niharo izay narotsaka tao anatin'ny kapoaky ny hatezerany. Ny olona izay misotro izany dia ho ampijaliana amin'ny afo sy solifara eo anoloan'ireo anjely masin'Andriamanitra sy eo anoloan'ny Zanak'ondry. BSB BSB: he too will drink the wine of God’s anger, poured undiluted into the cup of His wrath. And he will be tormented in fire and sulfur in the presence of the holy angels and of the Lamb.
11 ULB Ny setroka avy amin'ny fijalian'izy ireo dia miakatra mandrakizay doria, ary tsy manam-pitsaharana andro sy alina izy ireo- ireo mpanompon'ny bibidia sy ny sariny ireo, ary ny olon-drehetra izay mandray ny mariky ny anarany. BSB BSB: And the smoke of their torment rises forever and ever. Day and night there is no rest for those who worship the beast and its image, or for anyone who receives the mark of its name.”
12 ULB Ity dia antso ho an'ny faharetana maharitr'ireo izay masina, ireo izay mankatoa ireo didin'Andriamanitra ary mino an'i Jesosy." BSB BSB: Here is a call for the perseverance of the saints, who keep the commandments of God and the faith of Jesus.
13 ULB Nandre feo avy any an-danitra aho niteny hoe: "Soraty izao: Sambatra ny maty izay maty ao amin'ny Tompo." "Eny", hoy ny Fanahy, "mba ahafahan'izy ireo miala sasatra amin'ny asan'izy ireo, fa ny vitan'izy ireo dia hanaraka azy ireo." BSB BSB: And I heard a voice from heaven telling me to write, “Blessed are the dead—those who die in the Lord from this moment on.” “Yes,” says the Spirit, “they will rest from their labors, for their deeds will follow them.”
14 ULB Nijery aho, ary nisy rahona fotsy. Nipetraka teo amin'ny rahona ny iray toy ny zanak'olona. Nanana satro-boninahitra volamena teo amin'ny lohany sy fijinjana maranitra eny an-tanany izy. BSB BSB: And I looked and saw a white cloud, and seated on the cloud was One like the Son of Man, with a golden crown on His head and a sharp sickle in His hand.
15 ULB Dia nisy anjely hafa nivoaka ny tempoly ary niantso tamin'ny feo mafy an'ilay mipetraka eo amin'ny rahona nanao hoe: "Raiso ny fijinjanao ka manomboa mijinja. Fa tonga ny fotoana hijinjana, satria masaka ny vokatry ny tany." BSB BSB: Then another angel came out of the temple, crying out in a loud voice to the One seated on the cloud, “Swing Your sickle and reap, because the time has come to harvest, for the crop of the earth is ripe.”
16 ULB Ary ny iray izay nipetraka teo amin'ny rahona nampandroso ny fijinjany teto an-tany, ka nojinjaina ny tany. BSB BSB: So the One seated on the cloud swung His sickle over the earth, and the earth was harvested.
17 ULB Nisy anjely hafa nivoaka avy tao an-tempoly tany an-danitra; nanana fijinjana maranitra ihany koa izy. BSB BSB: Then another angel came out of the temple in heaven, and he too had a sharp sickle.
18 ULB Mbola nisy anjely hafa koa nivoaka ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra, izay nanana fahefana amin'ny afo. Niantso tamin'ny feo mahery an'ilay ireo izay nanana fijinjana maranitra izy hoe: "Raiso ny fijinjanao maranitra ary angony ireo sampahom-boaloboka avy amin'ny voaloboky ny tany, fa ireo voaloboka dia efa masaka izao." BSB BSB: Still another angel, with authority over the fire, came from the altar and called out in a loud voice to the angel with the sharp sickle, “Swing your sharp sickle and gather the clusters of grapes from the vine of the earth, because its grapes are ripe.”
19 ULB Nampandroso ny fijinjany tamin'ny tany ilay anjely ary nanangona ny vokatry ny voaloboky ny tany. Natsipiny tao anaty famiazam-boaloboka lehiben'ny fahatezeran'Andriamanitra izany. BSB BSB: So the angel swung his sickle over the earth and gathered the grapes of the earth, and he threw them into the great winepress of God’s wrath.
20 ULB Ny famiazam-boaloboka dia nitsahina tany ivelan'ny tanàna, ary ny rà dia niraraka avy ao amin'izany ka tonga hatreny amin'ny haavon'ny lamboridin-tsoavaly, izay 1. 600 stadio. BSB BSB: And the winepress was trodden outside the city, and the blood that flowed from it rose as high as the bridles of the horses for a distance of 1,600 stadia.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.