Revelation 15 15 Revelation Seals, trumpets and bowls Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Avy eo dia nahita famantarana hafa teny amin'ny lanitra aho, lehibe sy mahatalanjona: Nisy anjely fito miaraka amin'ny loza fito, izay loza farany indrindra, fa amin'izy ireo no hahatanteraka ny fahatezeran'Andriamanitra. BSB BSB: Then I saw another great and marvelous sign in heaven: seven angels with the seven final plagues, with which the wrath of God is completed.
2 ULB Nahita izay niseho tamin'ny ranomasina fitaratra nampiarahana tamin'ny afo aho. Nitsangana teo akaikin'ny ranomasina ireo izay nandresy an'ilay bibidia sy ny sariny, sy ny isa maneho ny anarany. Izy ireo dia nitazona harpa nomen'Andriamanitra azy ireo BSB BSB: And I saw something like a sea of glass mixed with fire, beside which stood those who had conquered the beast and its image and the number of its name. They were holding harps from God,
3 ULB Izy ireo nihira ny hiran'i Mosesy, ilay mpanompon'Andriamanitra, ny hiran'ny Zanak'ondry hoe: "Lehibe sy mahatalanjona ireo asanao, Tompo Andriamanitra, ilay Avo indrindra. Marina sy mahitsy ireo lalanao, ry Mpanjakan'ireo firenena. BSB BSB: and they sang the song of God’s servant Moses and of the Lamb: “Great and wonderful are Your works, O Lord God Almighty! Just and true are Your ways, O King of the nations!
4 ULB Iza no tsy hahatahotra Anao, ry Tompo, sy hanome voninahitra ny anaranao? Fa Ianao irery no masina. Ny firenena rehetra ho avy sy hivavaka eo anatrehanao satria ireo asanao marina dia efa nambara." BSB BSB: Who will not fear You, O Lord, and glorify Your name? For You alone are holy. All nations will come and worship before You, for Your righteous acts have been revealed.”
5 ULB Taorian'ireo zavatra ireo aho dia nijery, ary nisokatra teny amin'ny lanitra ilay tempoly izay manana lain'ny fijoroana vavolombelona. BSB BSB: After this I looked, and the temple—the tabernacle of the Testimony—was opened in heaven.
6 ULB Nivoaka avy tao amin'ilay toerana masina indrindra ireo anjely fito mitazona ireo loza fito. Izy ireo dia miakanjo madio, lamba rongony mamiratra sy misy fehin-kibo volamena manodidina ny tratran'izy ireo. BSB BSB: And out of the temple came the seven angels with the seven plagues, dressed in clean and bright linen and girded with golden sashes around their chests.
7 ULB Iray tamin'ireo zava-manan'aina efatra nanome an'ireo anjely fito lovia volamena fito feno ny fahatezeran'Andriamanitra, ilay velona mandrakizay doria. BSB BSB: Then one of the four living creatures gave the seven angels seven golden bowls full of the wrath of God, who lives forever and ever.
8 ULB Feno setroka avy amin'ny voninahitr'Andriamanitra sy avy amin'ny heriny ny tempoly. Tsy misy na iza na iza afaka miditra ao mandra-pahatanteraky ny loza fiton'ireo anjely fito. BSB BSB: And the temple was filled with smoke from the glory of God and from His power; and no one could enter the temple until the seven plagues of the seven angels were completed.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Revelation 15
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Revelation 15, and keep Opened free for readers who can’t pay.