1 ULB Taorian'ireo zavatra ireo dia nahita anjely hafa izay nidina avy any an-danitra aho. Nanana fahefana lehibe izy, ary namirapiratra nohon'ny ny voninahiny ny tany. BSB BSB: After this I saw another angel descending from heaven with great authority, and the earth was illuminated by his glory.
2 ULB Nihiaka tamin'ny feo mahery izy, niteny hoe: "Nianjera, nianjera ilay Babylona lehibe! Lasa tonga toeram-ponenan'ny demony, fialofana ho an'ireo fanahy maloto, ary fialofana ho an'ny ireo vorona maloto sy marikoriko rehetra. BSB BSB: And he cried out in a mighty voice: “Fallen, fallen is Babylon the great! She has become a lair for demons and a haunt for every unclean spirit, every unclean bird, and every detestable beast.
3 ULB Fa ny firenena rehetra dia nisotro ny divain'ny fitondran-tena malotony. Ireo mpanjakan'ny tany dia nanao fitondran-tena maloto taminy. Ireo mpivarotra ny tany dia tonga mpanan-karena tamin'alalan'ny fomba fiainany amin'ny nofo." BSB BSB: All the nations have drunk the wine of the passion of her immorality. The kings of the earth were immoral with her, and the merchants of the earth have grown wealthy from the extravagance of her luxury.”
4 ULB Avy eo dia nandre feo hafa avy any an-danitra aho, miteny hoe: "Mialà aminy, ry oloko, mba tsy hizarany ny fahotany ao aminareo, ary mba tsy hahazonareo ireo lozany. BSB BSB: Then I heard another voice from heaven say: “Come out of her, My people, so that you will not share in her sins or contract any of her plagues.
5 ULB Efa nihangona tahaka ny ahavon'ny lanitra ireo fahotany, ary Andriamanitra mahatsiaro ireo asa ratsiny. BSB BSB: For her sins are piled up to heaven, and God has remembered her iniquities.
6 ULB Mamalia azy tahaka ny namalian'ny hafa, ary valio avy roa eny izay efa vitany; tao amin'ny kapoka izay efa nofenoiny, dia fenoy avo roa eny ho azy. BSB BSB: Give back to her as she has done to others; pay her back double for what she has done; mix her a double portion in her own cup.
7 ULB Toy izy nanome voninahitra ny tenany sy niaina tamin'ny tsy fiafiana, omeo azy ny fampijaliana sy ny alahelo sahaza azy. Fa izy nilaza tao am-pony nanao hoe: 'Nipetraka toy ny mpanjaka vavy aho. Tsy maty vady aho, ary tsy hisaona mandrakizay.' BSB BSB: As much as she has glorified herself and lived in luxury, give her the same measure of torment and grief. In her heart she says, ‘I sit as queen; I am not a widow and will never see grief.’
8 ULB Noho izany dia ho avy amin'ny andro iray ireo areti-mandringany: ny fahafatesana, ny fisaonana, ary ny mosary. Hodoran'ny afo izy, fa ny Tompo Andriamanitra dia mahery, ary izy no mpitsara azy." BSB BSB: Therefore her plagues will come in one day—death and grief and famine—and she will be consumed by fire, for mighty is the Lord God who judges her.”
9 ULB Ireo mpanjakan'ny tany izay nijangajanga sy nandeha tsy am-pieritreretana niaraka taminy dia hitomany ary hiankohoka eo anatrehany rehefa hahita ny setroky ny fahamaizany izy ireo. BSB BSB: Then the kings of the earth who committed sexual immorality and lived in luxury with her will weep and wail at the sight of the smoke rising from the fire that consumes her.
10 ULB Hijoro lavitra izy ireo, hatahotra ny fijaliany, hiteny hoe: "Loza, loza ho an'ilay tanàna lehibe, Babylona, ilay tanàna mahery, fa amin'ny ora iray dia ho avy ny sazinareo." BSB BSB: In fear of her torment, they will stand at a distance and cry out: “Woe, woe to the great city, the mighty city of Babylon! For in a single hour your judgment has come.”
11 ULB Ireo mpivarotra ny tany dia mitomany sy misaona ho azy, satria tsy nisy olona niady varotra ho azy intsony- BSB BSB: And the merchants of the earth will weep and mourn over her, because there is no one left to buy their cargo—
12 ULB varotra volamena, volafotsy, vato sarobidy, firavaka, lamban-drongony tena tsara, volomparasy, landy, mena, ireo karazana hazo ala, ny fanaka ivoara, ny fanaka rehetra vita avy amin'ny hazo sarobidy, varahina, vy, marbra, BSB BSB: cargo of gold, silver, precious stones, and pearls; of fine linen, purple, silk, and scarlet; of all kinds of citron wood and every article of ivory, precious wood, bronze, iron, and marble;
13 ULB kanelina, zava-manitra, ditin-kazo, miora, hanitra, divay, menaka, koba tsara toto, vary, biby fiompy ary ondry, soavaly sy kalesy, ireo andevo sy fanahin'olona. BSB BSB: of cinnamon, spice, incense, myrrh, and frankincense; of wine, olive oil, fine flour, and wheat; of cattle, sheep, horses, and carriages; of bodies and souls of slaves.
14 ULB Ny vokatra izay tinao tamin'ny herinao rehetra dia hiala aminao. ny entanao lafo vidy sy ireo namirapiratra dia nanjavona, ary tsy ho hita intsony mandrakizay. BSB BSB: And they will say: “The fruit of your soul’s desire has departed from you; all your luxury and splendor have vanished, never to be seen again.”
15 ULB Ny mpivarotra ireo entana izay tonga mpanan-karena noho izy dia hiala aminy lavitra nohon'ny fatahorana ny fijaliany, hitomany sy hisaona mafy. BSB BSB: The merchants who sold these things and gained their wealth from her will stand at a distance, in fear of her torment. They will weep and mourn,
16 ULB Hiteny izy ireo hoe: "Loza, loza ho an'ilay tanàna lehibe izay niakanjo tamin'ny lamban-drongony tena tsara, volomparasy, sy mena, ary noravahana tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, ary vatosoa! BSB BSB: saying: “Woe, woe to the great city, clothed in fine linen and purple and scarlet, adorned with gold and precious stones and pearls!
17 ULB Anatin' ny ora iray dia ho foana izany harena rehetra izany. "Ireo kapitenin-tsambo rehetra, ireo mandeha eny ambonin'ny ranomasina rehetra, tantsambo, sy izay rehetra monina an-dranomasina, dia hijoro alavitra. BSB BSB: For in a single hour such fabulous wealth has been destroyed!” Every shipmaster, passenger, and sailor, and all who make their living from the sea, will stand at a distance
18 ULB Nihiaka izy ireo raha vao nahita an'ilay setrokin'ny fahamaizany. Niteny izy ireo hoe: "Tanàna inona no toy ny tanàna lehibe?" BSB BSB: and cry out at the sight of the smoke rising from the fire that consumes her. “What city was ever like this great city?” they will exclaim.
19 ULB Nanipy vovoka teny an-dohany izy, ary nihiaka mafy, nitomany, sy nisaona, nanao hoe: "Loza, loza ho an'ilay tanàna lehibe izay nisy an'ireo rehetra nanana ireo sambo an-dranomasina no tonga mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa tao anaty ora iray dia simba izany." BSB BSB: Then they will throw dust on their heads as they weep and mourn and cry out: “Woe, woe to the great city, where all who had ships on the sea were enriched by her wealth! For in a single hour she has been destroyed.”
20 ULB "Mifalia aminy, ry lanitra, ianareo mpino, apostoly, ary mpaminany, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo taminy!" BSB BSB: Rejoice over her, O heaven, and you saints and apostles and prophets, because God has pronounced for you His judgment against her.
21 ULB Anjely mahery iray naka vato toy ny vato lehibe ary nanipy izany tany an-dranomasina, ary nilaza hoe: "amin'izany fomba izany, Babylona, ilay tanàna lehibe, harodana arahina herisetra, ary tsy ho hita intsony. BSB BSB: Then a mighty angel picked up a stone the size of a great millstone and cast it into the sea, saying: “With such violence the great city of Babylon will be cast down, never to be seen again.
22 ULB Ilay feo nataon'ireo lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka sodina, sy trompetra dia tsy ho re ao aminao intsony. Ireo mpanao asa-tanana isan-karazany dia tsy hita ao aminao intsony. Tsy hisy feon'ny vato fikosoham-bary ho re intsony eo aminao. BSB BSB: And the sound of harpists and musicians, of flute players and trumpeters, will never ring out in you again. Nor will any craftsmen of any trade be found in you again, nor the sound of a millstone be heard in you again.
23 ULB Ny fahazavan'ny jiro, dia tsy hamirapiratra ao aminao intsony. Ireo feon'ny mpampakatra sy ampakarina dia tsy ho re ao aminao intsony, fa ny mpivarotrareo no andrian'ny tany, ary ireo firenena dia voafitaka tamin'ny famosavinareo. BSB BSB: The light of a lamp will never shine in you again, and the voices of a bride and bridegroom will never call out in you again. For your merchants were the great ones of the earth, because all the nations were deceived by your sorcery.”
24 ULB Tao aminy no nahitana ny ràn'ilay mpaminany, sy ireo mpino, ary ny ràn'ireo rehetra izay voavono teto an-tany." BSB BSB: And there was found in her the blood of prophets and saints, and of all who had been slain on the earth.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.