1 ULB Iray tamin'ireo anjely fito izay nitazona ireo lovia volamena fito nanatona sy niteny tamiko hoe: "Avia, ho asehoko anao ny sazin'ny mpijangajanga lehibe izay mipetraka ambony rano maro. BSB BSB: Then one of the seven angels with the seven bowls came and said to me, “Come, I will show you the punishment of the great prostitute, who sits on many waters.
2 ULB Niaraka taminy no nampijangajanga an'ireo mpanjakan'ny tany. Ny divain'ny fijangajangany no nahamamo ireo mponin'ny tany." BSB BSB: The kings of the earth were immoral with her, and those who dwell on the earth were intoxicated with the wine of her immorality.”
3 ULB Avy eo ilay anjely nitondra ahy tamin'ny Fanahy tany amin'ny tany karakaina, ary nahita vehivavy nipetraka teo ambony bibi-dia mena izay feno anarana teny ratsy aho. Ilay bibi-dia dia manana loha fito sy tandroka folo. BSB BSB: And the angel carried me away in the Spirit into a wilderness, where I saw a woman sitting on a scarlet beast that was covered with blasphemous names and had seven heads and ten horns.
4 ULB Ilay vehivavy dia niakanjo voloparasy sy mena ary voaravaka volamena, vato sarobidy, ary vato soa. Izy dia nitazona tamin'ny tanany kapoaka volamena feno ireo zavatra maharikoriko sy ireo tsy fahadiovan'ny fijangajangany. BSB BSB: The woman was dressed in purple and scarlet, and adorned with gold and precious stones and pearls. She held in her hand a golden cup full of abominations and the impurities of her sexual immorality.
5 ULB Teo amin'ny handriny no nisy anarana manana dikany miafina voasoratra hoe: "Babilona lehibe, ilay renin'ireo mpijangajanga sy ny zavatra maharikorikon'ny tany." BSB BSB: And on her forehead a mysterious name was written: BABYLON THE GREAT, THE MOTHER OF PROSTITUTES AND OF THE ABOMINATIONS OF THE EARTH.
6 ULB Nahita aho fa ilay vehivavy dia mamon'ny ràn'ireo mpino sy ny ràn'ireo martiry ho an' i Jesosy. Rehefa nahita azy aho, dia tena talanjona. BSB BSB: I could see that the woman was drunk with the blood of the saints and witnesses for Jesus. And I was utterly amazed at the sight of her.
7 ULB Fa ilay anjely niteny tamiko hoe: "Maninona no talanjona ianao? Ho azavaiko anao ny dikan'ilay vehivavy sy ilay bibi-dia izay mitondra azy, ilay bibi-dia izay manana loha fito sy tandroka folo. BSB BSB: “Why are you so amazed?” said the angel. “I will tell you the mystery of the woman and of the beast that carries her, which has the seven heads and ten horns.
8 ULB Ilay bibi-dia izay hitanao dia misy, fa tsy misy ankehitriny, fa andalam-piakarana avy any amin'ny farany ambanin'ny lavaka tsy hita noanoa. Avy eo dia hankany amin'ny fahasimbana izany. Ireo izay miaina ambony tany, ireo izay tsy voasoratra ao amin'ny Bokin'ny Fiainana hatramin'ny namoronana an'izao tontolo izao ny anarany- ho gaga izy ireo rehefa hahita fa ilay bibi-dia dia misy, fa tsy misy intsony ankehitriny, fa andalam-pihaviana. BSB BSB: The beast that you saw—it was, and now is no more, but is about to come up out of the Abyss and go to its destruction. And those who dwell on the earth whose names were not written in the Book of Life from the foundation of the world will marvel when they see the beast that was, and is not, and yet will be.
9 ULB Miantso saina izay manam-pahendrena izany. Ireo loha fito dia vohitra fito izay hipetrahan'ilay vehivavy. BSB BSB: This calls for a mind with wisdom. The seven heads are seven mountains on which the woman sits.
10 ULB Izy ireo ihany koa dia mpanjaka fito. Mpanjaka dimy no lavo, anankiray no misy, ary ny hafa dia mbola tsy tonga; rehefa tonga izy, dia fe-potoana kely ihany no hitoerany. BSB BSB: There are also seven kings. Five have fallen, one is, and the other has not yet come. But when he does come, he must remain for only a little while.
11 ULB Ilay bibi-dia izay misy, fa tsy misy ankehitriny, mpanjaka fahavalo izy; kanefa iray amin'ireo mpanjaka fito izy, ary hankany amin'ny fahasimbana. BSB BSB: The beast that was, and now is not, is an eighth king, who belongs to the other seven and is going into destruction.
12 ULB Ireo tandroka folo izay hitanao dia mpanjaka folo izay mbola tsy nandray fanjakana, fa hahazo fahefana tahaka ny mpanjaka miaraka amin'ilay bibi-dia -mandritry ny adiny iray izy ireo. BSB BSB: The ten horns you saw are ten kings who have not yet received a kingdom, but will receive one hour of authority as kings along with the beast.
13 ULB Firaisan-tsaina izany, ary izy ireo dia hanome ny hery sy ny fahefan'izy ireo an'ilay bibidia. BSB BSB: These kings have one purpose: to yield their power and authority to the beast.
14 ULB Hanangan'ady manohitra ny Zanak'ondry izy ireo. Fa ny Zanak'ondry no handresy azy ireo satria Izy no Tompon'ny tompo, ary Mpanjakan'ny mpanjaka-ary miaraka aminy ireo voaantso, ireo voafidy, ary ireo manam-pinoana." BSB BSB: They will make war against the Lamb, and the Lamb will triumph over them, because He is Lord of lords and King of kings; and He will be accompanied by His called and chosen and faithful ones.”
15 ULB Hoy ny anjely tamiko: "Ireo rano izay hitanao, teo amin'ilay nipetrahan'ilay mpijangajanga, no olona, vondron'olona, firenena, ary fiteny. BSB BSB: Then the angel said to me, “The waters you saw, where the prostitute was seated, are peoples and multitudes and nations and tongues.
16 ULB Ireo tandroka folo izay hitanao-izy ireo sy ilay bibi-dia dia hankahala an'ilay mpijangajanga. Ho ataon'izy ireo lao sy mitanjaka izy, handrovitra ny nofony izy ireo, ary handoro azy tanteraka amin'ny afo. BSB BSB: And the ten horns and the beast that you saw will hate the prostitute. They will leave her desolate and naked, and they will eat her flesh and burn her with fire.
17 ULB Fa Andriamanitra efa nametraka izany tao am-pon'izy ireo mba hanatanteraka ny fikasany amin'ny faneken'izy ireo hanome ny herin'izy ireo hitondrana ilay bibi-dia mandra-pahatanteraky ny tenin'Andriamanitra. BSB BSB: For God has put it into their hearts to carry out His purpose by uniting to give their kingdom to the beast, until the words of God are fulfilled.
18 ULB Ary ravehivavy, ilay hitanao no tanàna lehibe izay manjaka amin'ny mpanjakan'ny tany." BSB BSB: And the woman you saw is the great city that rules over the kings of the earth.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.